Nomery 28:21 - DIEM PROTESTANTA21 ary telo kilao isan-janak’ondry. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 ampahafolon’ny efaha no ampombaina ny zanak’ondry tsirairay amin’ireo zanak’ondry fito, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 ary telo kilao isan-janak’ondry. Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 iray ampahafolony amin’ny zanak’ondry fito tsirairay avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 ary ampahafolon’ny efaha no hiaraka haterinao amin’ny isan-janak’ondry, dia ny zanak’ondry fito), Jereo ny tokoMalagasy Bible21 ary ampahafolon'ny efaha no hiaraka haterinao amin'ny isan-janak'ondry, dia ny zanak'ondry fito), Jereo ny toko |