Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 27:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Koa rariny ve raha ho very anarana eo amin’ny tarika misy azy ny rainay, na dia tsy mba nanan-janakalahy aza? Mba omeo zaratany ho fanananay àry izahay tahaka ny natao ho an’ny ireo rahalahin-drainay!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Nahoana ny rainay no ho maty maso eo amin’ny fianakaviany na dia tsy nanan-janakalahy aza izy? Mba omeo zaratany eo amin’ny rahalahin’ny rainay izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Koa rariny ve raha ho very anarana eo amin’ny tarika misy azy ny rainay, na dia tsy mba nanan-janakalahy aza? Mba omeo zaratany ho fanananay àry izahay tahaka ny natao ho an’ny ireo rahalahin-drainay!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Ka raha saingy tsy nanan-janaka lahy izy, nahoana no dia hovonoina tsy ho eo amin’ny fokony ny anaran’ny rainay? Mba omeo zaratany eo amin’ny rahalahin-drainay izahay.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Nahoana ny rainay no ho fati-maso eo amin’ny fokony, na dia tsy nanan-janakalahy aza izy? mba omeo zara-tany eo amin’ny rahalahin’ny rainay izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Nahoana ny rainay no ho fati-maso eo amin'ny fokony, na dia tsy nanan-janakalahy aza izy? mba omeo zara-tany eo amin'ny rahalahin'ny rainay izahay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Nahoana ny rainay no ho maty maso eo amin’ny fianakaviany na dia tsy nanan-janakalahy aza izy? Mba omeo zaratany eo amin’ny rahalahin’ny rainay izahay.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 27:4
6 Rohy Ifampitohizana  

Ho lany tamingana anie izy ary amin’ny taranaka faharoa no aoka hanjavonan’ny lazany!


Fa niangavy ny TOMPO Andriamaniny i Mosesy mba ho tony ka nanao hoe: –TOMPO ô, nahoana no hanampatra ny fahatezeranao amin’ny vahoakanao Ianao, rehefa avy nampiasa hery lehibe sy fahefana tsy hay tohaina mba hamoaka azy hiala tany Ejipta?


Ny olo-marina dia toy ny hazavana tsara famiratra; fa ny olon-dratsy kosa dia toy ny jiro efa ho faty.


–Maty tany an-taniefitra ny rainay, nefa tsy mba isan’ny tarik’i Kôra izay niara-nioko hiodina tamin’ny TOMPO; fa matin’ny fahotany ihany izy, nefa tsy nanan-janakalahy.


Nentin’i Mosesy teo amin’ny TOMPO ny fitarainan’izy dimy mirahavavy.


Nanatona an’i Elehazara mpisorona sy i Josoa zanakalahin’i Nona ary ireo loholom-bahoaka izy dimy mirahavavy ka nanao hoe: –Ny TOMPO efa nandidy an’i Mosesy mba hanome anay zaratany eo anivon’ireo lehilahy mpiray foko aminay. Dia nisy zaratany nomena azy teo anivon’ireo lehilahy mpiray foko aminy araka ny didin’ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra