Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:4 - DIEM PROTESTANTA

4 fa, araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy, dia hanaovana fanisana ny lehilahy rehetra roapolo taona no ho miakatra. Ireto avy àry ireo Israelita izay niala tany Ejipta:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Ny roapolo taona no ho miakatra no alao isa; araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy sy ny Zanak’Israely izay nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 fa, araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy, dia hanaovana fanisana ny lehilahy rehetra roapolo taona no ho miakatra. Ireto avy àry ireo Israelita izay niala tany Ejipta:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 «Hisaina ny hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, araka ny nandidian’i Iaveh an’i Môizy sy ny zanak’i Israely, raha nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta izy ireo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ny hatramin’ny roa-polo taona no ho miakatra no alao isa; araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy sy ny Zanak’Isiraely izay nivoaka avy tany amin’ny tany Egypta.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ny hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra no alao isa; araka izay nandidian'i Jehovah an'i Mosesy sy ny Zanak'Isiraely izay nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Ny roapolo taona no ho miakatra no alao isa; araka izay nandidian’NY TOMPO an’i Mosesy sy ny Zanak’Israely izay nivoaka avy tany amin’ny tany Ejipta.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:4
6 Rohy Ifampitohizana  

Ireto no anaran’ny Israelita tonga tany Ejipta, dia i Jakôba sy ny zanaka aman-jafiny: I Reobena, lahimatoan’i Jakôba,


Dia nitsangana hampidi-doza an’i Israely i Satàna ka nitaona an’i Davida hanisa ny vahoaka israelita.


Ka tamin’io andro io indrindra no navoakan’ny TOMPO tamim-pilaminana avy tany Ejipta ny Israelita.


Izao no nolazain’ny TOMPO tamin’i Mosesy tany an-taniefitr’i Sinay, tao amin’ny Tranolay fihaonana, ny andro voalohan’ny volana faharoa tamin’ny taona faharoa nialan’ny Israelita tany Ejipta:


Teo amin’ny lemak’i Môaba amoron’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao no nitenenan’i Mosesy sy i Elehazara mpisorona tamin’ireo Israelita ka nanambarany


Ny taranak’i Reobena, lahimatoan’i Israely, dia nisy ireto tarika ireto: ny Hanôkita avy tamin’i Hanôka; ny Paloita avy tamin’i Palò;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra