Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 24:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Nahita ny Kenita koa i Balahàma ka nanonona izao teny izao: «Mafy orina ny fonenanareo, ry Kenita, ka azo antoka tahaka ny akanim-borona izay voavoatra ambony vatolampy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Ary nahita ny Kenita izy dia nilaza ny oha-teniny hoe: Mafy orina ny fonenanao ary natao eo amin’ny vatolampy ny akaninao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Nahita ny Kenita koa i Balahàma ka nanonona izao teny izao: «Mafy orina ny fonenanareo, ry Kenita, ka azo antoka tahaka ny akanim-borona izay voavoatra ambony vatolampy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Nahita ny Kineanina i Balaama, ka nilaza ny lahateniny nanao hoe: «Mafy orina ny fonenanao, Voapetraka ambonin’ny vatolampy ny akaninao;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary nahita ny Kenita izy, dia nanao oha-teny hoe: Mafy orina ny fonenanao, Ary atao ao amin’ny vatolampy ny akaninao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ary nahita ny Kenita izy, dia nanao oha-teny hoe: Mafy orina ny fonenanao, ary atao ao amin'ny vatolampy ny akaninao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Ary nahita ny Kenita izy dia nilaza ny oha-teniny hoe: Mafy orina ny fonenanao ary natao eo amin’ny vatolampy ny akaninao.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 24:21
4 Rohy Ifampitohizana  

izany hoe ny tany onenan’ireto foko ireto: ny Kenita sy ny Kenizita, ny Kadmônita


Dia hoy aho hoe: «Ato amin’ny akaniko no hialako aina toy ny feniksa ka hahamaro ny androm-piainako indray.


Ary ny Kenita, taranaky ny rafozan-dahin’i Mosesy, dia niainga avy tao Jerikao, tanàna be rofia. Niainga niaraka tamin’ny vatan-dehilahin’i Joda izy ka nandeha nanorim-ponenana tany amin’ny taniefitr’i Joda tao atsimon’i Harada ary niara-nonina tamin’ny Hamalekita.


Hoy izy tamin’ny Kenita: «Mandehana ianareo ka ilaozy ny Hamalekita, fandrao haringako miaraka aminy koa ianareo; fa mba nanisy soa ny Israelita ihany manko ianareo, raha niala tany Ejipta izy.» Dia nisaraka tamin’ny Hamalekita ny Kenita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra