Nomery 24:14 - DIEM PROTESTANTA14 koa ankehitriny, handeha aho hody any amin’ny fireneko. Nefa alohan’izany, dia avia fa tiako hampahafantarina anao izay hataon’ny Israelita amin’ny vahoakanao indray andro any. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Ankehitriny, indro, handeha ho any amin’ny fireneko aho, dia aoka aho hampahafantatra anao ny amin’izay hataon’ity firenena ity amin’ny vahoakanao amin’ny andro ho avy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 koa ankehitriny, handeha aho hody any amin’ny fireneko. Nefa alohan’izany, dia avia fa tiako hampahafantarina anao izay hataon’ny Israelita amin’ny vahoakanao indray andro any. Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Ary indro handeha ho any amin’ny fireneko aho izao; koa etsy ianao, hilazako rahateo izay hataon’ity vahoaka ity amin’ny vahoakanao, any aoriana any.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Ary ankehitriny, indro, efa handeha ho any amin’ny fireneko aho, dia aoka hananatra anao aho ny amin’izay hataon’ity firenena ity amin’ny vahoakanao any am-parany. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Ary ankehitriny, indro, efa handeha ho any amin'ny fireneko aho, dia aoka hananatra anao aho ny amin'izay hataon'ity firenena ity amin'ny vahoakanao any am-parany. Jereo ny toko |
«Izao no hitako, saingy tsy mbola ankehitriny no hisehoany; izao no tazako, saingy mbola any aoriana lavitra no hitrangany; Misy kintana mipoitra avy amin’ny taranak’i Jakôba, misy mpanjaka mipongatra avy amin’ny Israelita ka ny tehim-panjakàny no mamely ny fihirifan’ny Môabita sy ny lohan’ny mpanakorontana rehetra.