Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 23:22 - DIEM PROTESTANTA

22 Nentin’Andriamanitra niala tany Ejipta izany vahoaka izany ka manan-kery tsy hay tohaina tahaka ny an’ny omby dia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Noentin’Andriamanitra nivoaka avy tany Ejipta izy ary manan-kery toy ny ombimanga.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Nentin’Andriamanitra niala tany Ejipta izany vahoaka izany ka manan-kery tsy hay tohaina tahaka ny an’ny omby dia.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

22 Andriamanitra no namoaka azy avy tany Ejipta, Ary manan-kery toy ny ombimanga izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 Nentin’Andriamanitra nivoaka avy tany Egypta izy, Ary manan-kery toy ny ombimanga.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 Nentin'Andriamanitra nivoaka avy tany Egypta izy, ary manan-kery toy ny ombimanga,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Noentin’Andriamanitra nivoaka avy tany Ejipta izy ary manan-kery toy ny ombimanga.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 23:22
14 Rohy Ifampitohizana  

Afaho tsy ho ritra tankina ny aiko, arovy aho tsy ho rembin’ireo alika,


Koa ekeo fa an’Andriamanitra ny hery: mifehy an’i Israely ny fiandrianany ary miery ao anaty rahona ny heriny.


Ireo fahavalonao kosa, TOMPO ô, eny, ireo fahavalonao dia ho levona ireo mpanao tsy an-drariny hiparitaka avokoa.


Nony nifarana ny 430 taona, dia tamin’io andro io indrindra no nivoaka am-pilaminana avy tao Ejipta ny vahoakan’ny TOMPO.


Ka tamin’io andro io indrindra no navoakan’ny TOMPO tamim-pilaminana avy tany Ejipta ny Israelita.


Ho fantatry ny Ejiptianina amin’izay fa Izaho no TOMPO rehefa asehoko azy araka izany ny voninahitro.


–Izaho no TOMPO Andriamanitrao, Izay namoaka anao hiala tany Ejipta, toera-nanandevozana anao.


Saingy navelako ho velona ianao mba hahitanao ny heriko sy hitantarana ny lazako any amin’ny tany rehetra.


Voaripaka miaraka amin’ireo koa ny ombimanga mbamin’ny vantotr’omby sy ny ombilahy ka vonton-dra ny tanin’ny Edômita ary mihosi-menaka ny vovo-taniny.


Dia naniraka olona i Balàka hankany amin’i Balahama zanakalahin’i Behôra any Petôra amoron’ny ony Eofrata, any amin’ny tanin’ny Hamavita; ka izao no teny nampitondrainy ho an’i Balahama: «Misy vahoaka niala tany Ejipta tonga eto amiko, ary mandrakotra ny taniko sady mitoby eto anatrehako.


Nentin’Andriamanitra niala tany Ejipta izany vahoaka izany, ka manan-kery tsy hay tohaina tahaka ny an’ny omby dia. Mandevona ny hafa firenena fahavalony izy, ka manapatapaka ny taolany sy mandoadoaka azy amin’ny zana-tsipîka.


Homem-boninahitra anie ny taranak’i Jôsefa satria mahery tahaka ny ombalahy izy! Tahaka ny ombimanga be tandroka izy, ka manan-tandroka roa hanotoany ny firenena rehetra hatrany amin’ny faravazan-tany, dia ny miaramila alinalin’ny fokon’i Efraîma sy ny miaramila arivoarivon’ny fokon’i Manase.»


Efa renay ny fomba nataon’ny TOMPO hanamainana ny Ranomasin’ny Volotara teo anoloan’ny razanareo niala tany Ejipta. Efa renay koa fa novonoinareo i Sihôna sy i Hôga izay mpanjaka amôrita anankiroa tany andafy atsinanan’i Jôrdàna ka nafoinareo ho an’ny TOMPO ny fananany rehetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra