Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 21:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Izany no ilazana ao amin’ny Bokin’ireo adin’ny TOMPO hoe: «...i Vaheba any Sofà sy ny sakeli-dranony; i Arnôna

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Koa izany no ilazana ao amin’ny Bokin’ny Adin’NY TOMPO hoe: I Vaheba any Sofa sy ireo lohasahan-driaka, i Arnona,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Izany no ilazana ao amin’ny Bokin’ireo adin’ny TOMPO hoe: «...i Vaheba any Sofà sy ny sakeli-dranony; i Arnôna

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Ka izany no ilazana ao amin’ny bokin’ny Adin’i Iaveh hoe: «Lasan’i Iaveh i Vaheba mirimorimo fandeha, sy ny ranon-driakan’i Arnôna,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Koa izany no ilazana eo amin’ny Bokin’ny Adin’i Jehovah hoe: Vaheba any Sofa– Sy ny lohasahan-driaka Arnona,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Koa izany no ilazana eo amin'ny Bokin'ny Adin'i Jehovah hoe: Vaheba any Sofa sy ny lohasahan-driaka Arnona,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Koa izany no ilazana ao amin’ny Bokin’ny Adin’NY TOMPO hoe: I Vaheba any Sofa sy ireo lohasahan-driaka, i Arnona,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 21:14
8 Rohy Ifampitohizana  

ka nasainy nampianarina ny mponin’i Joda. Indro ny «Hira fisaonana atao hoe Tsipîka» araka ny voasoratra ao amin’ny Bokin’ilay Marina.


Ireo vehivavin’i Môaba dia very hevitra eo am-pitana ao Arnôna toy ny vorona mivezivezy voaroaka tao amin’ny akaniny.


Niala teo indray izy, dia nitoby tao an-dafin’ny renirano Arnôna izay mipoitra any amin’ny faritanin’ny Amôrita ary mamakivaky ny taniefitra, vao manamorona ny sisin-tanin’i Môaba ka mampisaraka ny faritry ny Môabita sy ny faritry ny Amôrita.


izay ombàn’ny sakeli-dranony ka mitsontsorika mankany Hàra ary manaraka ny sisin-tanin’i Môaba...»


Dia nohazavain’i Jesoa tamin’ireto mpianatra ny momba Azy ao amin’ny Soratra Masina manontolo, nanomboka tamin’ny bokin’i Mosesy ka nitohy tamin’ny bokin’ny mpaminany rehetra.


Avy eo dia hoy ny TOMPO hoe: «Mitsangàna ianareo, miaingà ka mità ny lohasahan-driaka Arnôna. Jereonareo fa hatolotro eo an-tananareo i Sihôna, mpanjaka amôrita ao Hesbôna, mbamin’ny taniny. Santaro ny fakàna izany tany izany, ka tafiho i Sihôna!


Dia nijanona ny masoandro ary niato ny volana ambara-pandresin’ny firenena israelita ny fahavalony. Araka izay efa voasoratra tao amin’ny bokin’i Ilemahitsy, dia nijanona teo afovoan’ny lanitra tokoa ny masoandro, ka tsy nety hilentika indray andro manontolo.


Hoy i Saoly anakampo hoe: «Aoka aho tsy haninona an’i Davida, fa avelao ny Filistinina no hamono azy!» Izany no nitenenany tamin’i Davida hoe: –Indro i Meràba zanako vavimatoa homeko ho vadinao, raha toa ka manompo ahy amin-kerim-po ianao, ary koa mazoto amin’ireo adin’ny TOMPO.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra