Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 20:26 - DIEM PROTESTANTA

26 Dia esory ny akanjo fisoronan’i Aharôna ka ampanaovy an’i Elehazara zanany. Hody any amin’ny razany i Aharôna ary eo no hahafatesany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 Esory ny fitafian’i Arona ka atafio an’i Eleazara zanany. Ary hangonina any amin’ny razany i Arona; any no hahafatesany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 Dia esory ny akanjo fisoronan’i Aharôna ka ampanaovy an’i Elehazara zanany. Hody any amin’ny razany i Aharôna ary eo no hahafatesany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 Dia esory amin’i Aarôna ny fanamiany ka atafio an’i Eleazara zanany. Fa ao i Aarôna no horaisina sy ho faty.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 dia esory ny fitafian’i Arona, ka atafio an’i Eleazara zanany; ary Arona hangonina any amin ny razany ka ho faty ao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 dia esory ny fitafian'i Arona, ka atafio an'i Eleazara zanany; ary Arona hangonina any amin'ny razany ka ho faty ao.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 20:26
7 Rohy Ifampitohizana  

–Efa hampodina any amin’ny razany i Aharôna, fa tsy hiditra any amin’ny tany izay nomeko ny Israelita satria tsy nankatò ny teniko teo amin’ny ranon’i Meribà ianareo.


Dia nanao araka izay nandidian’ny TOMPO azy i Mosesy, ary teo imason’ny fiangonana iray manontolo no niakaran’izy telo mianaka ny tendrombohitra Hôra.


–Faizo ny Midianita noho ny ratsy izay nataony tamin’ny Israelita; aorian’izany, dia ho faty tahaka ireo razanao ianao.


Foto-javatra tamin’ny lalàna nomena ny vahoaka Israely ny fisoronan’i Levỳ. Koa raha nahatratra ny fanaperana tokoa ny fisoronan’i Levỳ, dia ho tsy nilaina intsony ny hisehoana Mpisorona anankiray hafa indray, dia Mpisorona araka ny fomban’i Melkitsedeka fa tsy tendrena araka ny fomban’i Aharôna;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra