Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 19:14 - DIEM PROTESTANTA

14 «Izao no fitsipika: raha misy olona maty an-day, izay rehetra miditra ao na ny olona rehetra efa ao rahateo dia haloto mandritra ny fito andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Izao no lalàna, raha misy olona maty ao an-day: Izay rehetra miditra ao an-day sy izay rehetra ao anatin’ny tranolay dia haloto hafitoana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 «Izao no fitsipika: raha misy olona maty an-day, izay rehetra miditra ao na ny olona rehetra efa ao rahateo dia haloto mandritra ny fito andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Izao no lalàna: Raha misy olona maty ao amin’ny trano lay anankiray, dia haloto hafitoana avokoa ny olona rehetra miditra ao an-day, sy ny zavatra rehetra ao anatin’ny lay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Izao no lalàna, raha misy olona maty ao an-day: Izay rehetra miditra ao an-day sy izay rehetra ao anatin’ny lay dia haloto hafitoana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Izao no lalàna, raha misy olona maty ao an-day: Izay rehetra miditra ao an-day sy izay rehetra ao anatin'ny lay dia haloto hafitoana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Izao no lalàna, raha misy olona maty ao an-day: Izay rehetra miditra ao an-day sy izay rehetra ao anatin’ny tranolay dia haloto hafitoana.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 19:14
13 Rohy Ifampitohizana  

Haharitra fito volana no handevenan’ny Israelita azy rehetra sy hanadiovany ny taniny.


Ary amin’ny toy izany dia hiandry fito andro aorian’ny fidiovany tena izy vao hahazo hiditra amin’ny raharahany.


Ireo avy no fepetra momba ny aretin-koditra isan-karazany sy ny kimavo,


Ireo avy no fepetra ny amin’ny lehilahy voan’ny aretina mitsika na mandefa lahinaina tsy nahy ka voaloton’izany,


Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO mba hamepetra ny mpisorona, zanakalahin’i Aharôna hoe: «Aoka ny mpisorona tsy handoto tena amin’ny fikasihana ny fatin’olona anisan’ny fianakaviany,


na hiditra am-paty akory; tsy tokony handoto tena izy na dia amin’ny fahafatesan’ny ray aman-dreniny aza.


Izay mikasika fatin’olona, nefa tsy manadio ny tenany, dia mandoto ny Fonena-masin’ny Tompo, ka hoesorina tsy ho isan’ny vahoaka Israely. Koa satria tsy nofafazana rano fanadiovana izy, dia haloto; ary mbola hitoetra aminy ihany ny tsy fahadiovany.


Ny fitoeran-javatra rehetra izay misokatra ka tsy misy sarony mifatotra aminy dia haloto.


Diovy koa ny fitafianareo rehetra mbamin’ny fanaka rehetra vita hoditra na vita volon’osy na vita hazo.


mba handidy ny Israelita hoe: –Aoka havoaka hiala ny toby avokoa izay rehetra marary hoditra, na voan’ny angatra, na maloto nikasi-paty!


Mandritra izany fotoana rehetra itokanany tena ho an’ny TOMPO izany koa, dia tsy mahazo manakaiky fatin’olona izy;


Raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mahaloto ny fanokanan-tenany, dia hanaratra ny lohany amin’ny andro fidiovany izy, izany hoe afaka herinandro.


Tamin’izay andro izay anefa dia nisy olona sasany voaloton’ny fatin’olona ka tsy nahazo nankalaza ny Paska. Koa dia nankany amin’i Mosesy sy i Aharôna izy androtr’io ihany


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra