Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 17:2 - DIEM PROTESTANTA

2 –Lazao i Elehazara mpisorona zanakalahin’i Aharôna mba hanala ny fitaovana fandoroana zava-manitra ao anaty forohona sy hanely lavitra ny vainafo satria zava-masina ireny fitaovana ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Mitenena amin’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, mba hesorina teo amin’ny afo ireo fitondrana afo ary aelezo lavitra ny afo fa masina ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 –Lazao i Elehazara mpisorona zanakalahin’i Aharôna mba hanala ny fitaovana fandoroana zava-manitra ao anaty forohona sy hanely lavitra ny vainafo satria zava-masina ireny fitaovana ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 «Ilazao i Eleazara, zanak’i Aarôna mpisorona, hanala ny fanembohana eny amin’ny may sy hanely ny afo any lavitra any, fa zava-masina ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Mitenena amin’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, mba hotsimponiny eo anatin’ny may ny fitondran-afo, ary ny afo dia aelezo lavitra; fa masina ireny:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Mitenena amin'i Eleazara, zanak'i Arona mpisorona, mba hotsimponiny eo anatin'ny may ny fitondran'afo, ary ny afo dia aelezo lavitra; fa masina ireny;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Mitenena amin’i Eleazara, zanak’i Arona mpisorona, mba hesorina teo amin’ny afo ireo fitondrana afo ary aelezo lavitra ny afo fa masina ireny.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 17:2
18 Rohy Ifampitohizana  

Tsy hiala amin’i Joda ny tehim-panjakana, ary tsy hiala amin’ny taranany ny tehim-pibaikoana mandra-pahatongan’ilay tena tompony izay hankatoavin’ny firenena rehetra.


Ny fanoratana ny mpisorona moa dia natao araka ny fianakaviany avy; fa ny levita kosa, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra, dia nosoratana araka ny anjara raharahany sy araka ny antokony avy.


Avy eo Tsiôna anie ny TOMPO Andriamanitra no hanitatra ny fahefàm-pitondranao! Enga anie hiharan’ny fanapahanao eo anivon’ireo fahavalonao manodidina Anao!


Tsia, tsy haharitra amin’ny anjaran’olo-marina ny tehim-panjakàn’olon-dratsy, sao dia ny olo-marina indray no hiroso hanao ny tsy rariny.


Io no hampisaina mba hanokanana nyTranolay fihaonana, ny Vatamasina misy ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana,


Ankoatra izany, dia ento eny an-tananao iny tehina iny mba hanaovanao zava-mahagaga.


Ary hoy ny TOMPO taminy: –Inona moa iny an-tananao iny? Dia novaliany hoe: –Tehina!


Nisy afo nivoaka avy tao amin’ny tahony ka nandevona ny rantsany sy ny voany; dia tsy misy intsony rantsana mafy azo atao tehim-pahefàn’ny mpifehy.» Tononkiram-palahelovana izany ka tokony hohiraina amin’alahelo.


Dia hoeken’ny olona rehetra amin’izay fa Izaho TOMPO no efa nanatsoaka ny sabatro tamin’ny fitoerany ka tsy hampiditra azy ao intsony.»


Ary nisy tenin’ny TOMPO tamiko nanao hoe:


TOMPO ô, ny tehinao no ento miandry ny vahoakanao, dia ny andianondry fanananao, izay mitoka-monina eo amin’ny tany be akata voahodidina saha mahavokatra; aoka izy handrasana any Basàna sy Gilehada tahaka ny tamin’ny andro taloha.


Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe:


Ny fitaovam-panembohan’ireo olona matin’ny fahotany ireo dia hatao takelaka manify handrakofana ny alitara, fa efa naterina teo anatrehako TOMPO ireny ka masina; ary dia ho marika fampitandremana ho an’ny Israelita izany.


Tamin’ny andro namitan’i Mosesy ny fananganana ny Fonena-masina no nanosorany sy nanokanany azy niaraka tamin’ny kojakoja rehetra momba azy; nohosorany sy notokanany tahaka izany koa ny alitara mbamin’ny kojakoja rehetra momba azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra