Nomery 14:8 - DIEM PROTESTANTA8 Raha ambinin’ny TOMPO isika, dia hoentiny any amin’io tany tondra-dronono sy tantely io ka homeny antsika izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Raha ankasitrahan’NY TOMPO isika dia hitondra antsika ho amin’izany tany izany Izy ka homeny antsika io, dia tany tondra-dronono sy tantely. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Raha ambinin’ny TOMPO isika, dia hoentiny any amin’io tany tondra-dronono sy tantely io ka homeny antsika izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Raha ankasitrahin’i Iaveh isika, dia hampiditra antsika amin’izany tany izany Izy sy hanome azy antsika; tany tondra-dronono aman-tantely izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Raha sitrak’i Jehovah isika, dia hitondra antsika ho amin’izany tany izany Izy, ka homeny antsika, dia tany tondra-dronono sy tantely. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Raha sitrak'i Jehovah isika, dia hitondra antsika ho amin'izany tany izany Izy, ka homeny antsika, dia tany tondra-dronono sy tantely. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Raha ankasitrahan’NY TOMPO isika dia hitondra antsika ho amin’izany tany izany Izy ka homeny antsika io, dia tany tondra-dronono sy tantely. Jereo ny toko |
Ho avy aho atsy ho atsy hitondra anareo ho any amin’ny tany tahaka ny anareo, dia tany be varimbazaha hanaova-mofo sy tany be voaloboka hanaovan-divay ary tanin’ôliva tsara diloilo sy tantely. Dia ho velona ianareo amin’izany fa tsy ho faty. Koa aza mihaino an’i Hezekià fa atorony voho ianareo raha ilazany fa hamonjy anareo ny TOMPO!
Koa tafidina Aho mba hanafaka azy amin’ny fahefàn’ny Ejiptianina, ka hampiakatra azy hiala amin’ny tany Ejipta mba ho any amin’ny tany tsara sy midadasika, any amin’ny tany tondra-dronono sy tantely, dia ny toerana misy ny Kanahanita sy ny Hetita, ny Amôrita sy ny Perizita, ary ny Hivita sy ny Jebosita.