Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 13:7 - DIEM PROTESTANTA

7 I Jigàla zanakalahin’i Jôsefa, avy amin’ny fokon’i Jisakara;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 avy tamin’ny fokon’i Isakara, i Jigala, zanak’i Josefa;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 I Jigàla zanakalahin’i Jôsefa, avy amin’ny fokon’i Jisakara;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Igala zanak’i Josefa, avy amin’ny fokon’i Isakara;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 avy tamin’ny firenen’Isakara dia Jigala, zanak’i Josefa;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 avy tamin'ny firenen'Isakara dia Jigala, zanak'i Josefa;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 avy tamin’ny fokon’i Isakara, i Jigala, zanak’i Josefa;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 13:7
3 Rohy Ifampitohizana  

I Kaleba zanakalahin’i Jefonè, avy amin’ny fokon’i Joda;


I Hôsea zanakalahin’i Nona, avy amin’ny fokon’i Efraîma;


Ary nitaraina tamin’i Josoa ny taranak’i Jôsefa nanao hoe: –Nahoana no anjara iray ihany tamin’ny antsapaka no mba nomenao anay, kanefa izahay efa tonga vahoaka marobe araka izay nitahian’ny TOMPO anay?


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra