Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 13:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Dia nomena anarana hoe Lohasahan’i Eskôla na Lohasahan-tsampaho izany toerana izany, noho ny sampahom-boaloboka izay notapahin’ny Israelita teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Ary izany toerana izany dia nataony hoe Ny Lohasaha Eskola, noho ny sampahom-boaloboka izay notapahin’ny Zanak’Israely tao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Dia nomena anarana hoe Lohasahan’i Eskôla na Lohasahan-tsampaho izany toerana izany, noho ny sampahom-boaloboka izay notapahin’ny Israelita teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Noho ny sampahom-boaloboka notapahin’ny zanak’i Israely teo, dia nomena anarana hoe Lohasahan’i Eskôla io fitoerana io.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Ary izany tany izany dia nataony hoe Lohasaha Eskola, noho ny sampahom-boaloboka izay notapahin’ny Zanak’Isiraely teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Ary izany tany izany dia nataony hoe Lohasaha Eskola, noho ny sampahom-boaloboka izay notapahin'ny Zanak'Isiraely teo.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 13:24
3 Rohy Ifampitohizana  

Nankany amin’ny Lohasahan’i Eskôla ireo mpisafo tany ka nanapaka tahom-boaloboka misy sampahony, ary nolanjain’olon-droa tamin’ny hazo niaraka tamin’ny ampongabendanitra sy ny aviavy.


Nony afaka efapolo andro, dia niverina avy nisafo ny tany ireo iraka.


Fa raha tonga tao an-dohasahan’i Eskôla izy ka nahita ny tany, dia nanakivy ny Israelita mba tsy hankanesany any amin’ny tany izay nomen’ny TOMPO azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra