Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 13:13 - DIEM PROTESTANTA

13 I Setora zanakalahin’i Mikaela, avy amin’ny fokon’i Asera;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 avy tamin’ny fokon’i Asera, i Setora, zanak’i Mikaela;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 I Setora zanakalahin’i Mikaela, avy amin’ny fokon’i Asera;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Sotora, zanak’i Mikaela, avy amin’ny fokon’i Asera;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 avy tamin’ny firenen’i Asera dia Setora, zanak’i Mikaela;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 avy tamin'ny firenen'i Asera dia Setora, zanak'i Mikaela;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 avy tamin’ny fokon’i Asera, i Setora, zanak’i Mikaela;

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 13:13
5 Rohy Ifampitohizana  

Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe:


I Hamiela zanakalahin’i Gemalỳ, avy amin’ny fokon’i Dana;


I Nahabỳ zanakalahin’i Vôtsỳ, avy amin’ny fokon’i Naftalỳ;


Nandritra ny alina manontolo dia nikiakiaka sy nitomany avokoa ny vahoaka tafangona teo.


Dia niala tany Hôreba isika, araka ny nandidian’ny TOMPO Andriamanitsika; ary nandeha isika namaky ilay taniefitra midadasika sy mahatahotra, izay hitanareo teny an-dalana mankany amin’ny faritra havoana onenan’ny Amôrita. Rehefa mby tao Kadesy-Barnea isika,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra