Nomery 12:8 - DIEM PROTESTANTA8 Mifanatrika no itenenako aminy, dia amin’ny teny mazava fa tsy miafina; ary mahita Ahy TOMPO miseho aminy izy; koa nahoana ianareo no tsy natahotra hanome tsiny an’i Mosesy mpanompoko? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Mifanatrika no itenenako aminy, amin’ny teny mazava fa tsy amin’ny ankamantatra ary mandinika ny endriky NY TOMPO mihitsy izy. Koa nahoana ianareo no tsy matahotra hanome tsiny an’i Mosesy mpanompoko? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Mifanatrika no itenenako aminy, dia amin’ny teny mazava fa tsy miafina; ary mahita Ahy TOMPO miseho aminy izy; koa nahoana ianareo no tsy natahotra hanome tsiny an’i Mosesy mpanompoko? Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Miteny aminy mifanatrika ka miseho miharihary aminy Aho, fa tsy aman’ohatra, dia mijery ny Endrik’i Iaveh izy. Koa nahoana àry ianareo no dia tsy natahotra ny hanome tsiny ny mpanompoko, dia i Môizy?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Mifanatrika no itenenako aminy, dia amin’ny fahitana, fa tsy amin’ny teny saro-pantarina, ary mijery ny endrik’i Jehovah izy; ka nahoana hianareo no tsy natahotra hanome tsiny an’i Mosesy mpanompoko? Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Mifanatrika no itenenako aminy, dia amin'ny fahitana, fa tsy amin'ny teny saro-pantarina, ary mijery ny endrik'i Jehovah izy; ka nahoana ianareo no tsy natahotra hanome tsiny an'i Mosesy mpanompoko? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Mifanatrika no itenenako aminy, amin’ny teny mazava fa tsy amin’ny ankamantatra ary mandinika ny endriky NY TOMPO mihitsy izy. Koa nahoana ianareo no tsy matahotra hanome tsiny an’i Mosesy mpanompoko? Jereo ny toko |
Taratra mamirapiratry ny voninahitr’Andriamanitra sady famantarana velona izay tena toetra amam-pomban’Andriamanitra Izy; ary ny teniny manan-kery no ihazonany ny zavatra rehetra. Nony avy nanadio ny olona ho afaka amin’ny fahotany Izy, dia nipetraka any amin’ny avo indrindra eo ankavanan’ilay Andriamanitra lehibe.