Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 12:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Nidina tanatin’ny andry rahona ny TOMPO ka nijoro teo am-baravaran’ny Tranolay ary niantso an’i Aharôna sy i Miriama. Dia samy nandroso izy mianadahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Ary nidina tamin’ny andry rahona NY TOMPO ka nijoro teo am-baravaran’ny tranolay; dia niantso an’i Arona sy i Miriama Izy ka nivoaka ny toby izy mianadahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Nidina tanatin’ny andry rahona ny TOMPO ka nijoro teo am-baravaran’ny Tranolay ary niantso an’i Aharôna sy i Miriama. Dia samy nandroso izy mianadahy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Ary i Iaveh nidina tamin’ny andry rahona, ka nitoetra teo am-baravaran’ny trano lay. Niantso an’i Aarôna sy i Maria izy, dia nandroso izy mianadahy ireo;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary andri-rahona no nidinan’i Jehovah, ka nitsangana teo am-baravaran’ny trano-lay Izy; dia niantso an’i Arona sy Miriama Izy, ka nivoaka izy mianadahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary andri-rahona no nidinan'i Jehovah, ka nitsangana teo am-baravaran'ny trano-lay Izy; dia niantso an'i Arona sy Miriama Izy, ka nivoaka izy mianadahy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Ary nidina tamin’ny andry rahona NY TOMPO ka nijoro teo am-baravaran’ny tranolay; dia niantso an’i Arona sy i Miriama Izy ka nivoaka ny toby izy mianadahy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 12:5
6 Rohy Ifampitohizana  

Tao anaty andry rahona ny Tompo no niteny tamin’ny vahoakany; dia nankatoavin’ireo ny baikony mbamin’ny fitsipika nomeny azy.


Koa hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Indro hankeo aminao Aho, hiafina ao anatin’ny rahona matevina, mba handrenesan’ny Israelita Ahy miresaka aminao, ka hatokiany anao hatrany hatrany. Dia naverin’i Mosesy teo anatrehan’ny TOMPO ny valin-tenin’ny vahoaka.


Nidina tao tamin’ny andry rahona ny TOMPO, ka nijanona tao niaraka tamin’i Mosesy. Nambarany azy ny anarany hoe «Ny TOMPO».


Nandritra ny dia rehetra nataon’ny Israelita, dia nandrakotra ny fonena-masina ilay rahona nony antoandro ary nisy afo mazava teo aminy nony alina; izany no nanehoan’ny TOMPO fa teo anatrehan’ny Israelita rehetra hatrany Izy.


Ary nidina teo amin’ny rahona ny TOMPO ka niresaka tamin’i Mosesy. Nangalany ny fanahy tamin’i Mosesy ka nanomezany ho an’ny loholona fitopolo lahy. Ary raha vao nipetraka tamin’izy ireo ny fanahy, dia nanomboka naminany izy ireo, nefa tsy notohizany izany.


Tampoka teo dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy sy i Aharôna ary i Miriama: –Mankanesa ianareo telo mianadahy ao amin’ny Tranolay fihaonana. Dia nankany izy ireo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra