Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 11:24 - DIEM PROTESTANTA

24 Nisinda kely i Mosesy ka nilaza ny tenin’ny TOMPO tamin’ny vahoaka. Nangoniny avy eo ireo fitopolo lahy tamin’ny loholom-bahoaka, dia napetrany nanodidina ny Tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 Dia nivoaka mba hilaza ny tenin’NY TOMPO tamin’ny olona i Mosesy; nanangona fitopolo lahy tamin’ireo loholon’ny firenena izy ka nasainy nijoro manodidina ny tranolay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

24 Nisinda kely i Mosesy ka nilaza ny tenin’ny TOMPO tamin’ny vahoaka. Nangoniny avy eo ireo fitopolo lahy tamin’ny loholom-bahoaka, dia napetrany nanodidina ny Tranolay fihaonana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

24 Dia nivoaka i Môizy, ka nilaza ny tenin’i Iaveh tamin’ny vahoaka, ary nanangona 70 lahy tamin’ny loholon’ny vahoaka izy, sy nandahatra azy manodidina ny trano lay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 Dia nivoaka Mosesy ka nilaza ny tenin’i Jehovah tamin’ny olona; dia nanangona fito-polo lahy tamin’ny loholon’ny firenena izy ka nampitoetra azy manodidina ny trano-lay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 Dia nivoaka Mosesy ka nilaza ny tenin'i Jehovah tamin'ny olona; dia nanangona fito-polo lahy tamin'ny loholon'ny firenena izy ka nampitoetra azy manodidina ny trano-lay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 Dia nivoaka mba hilaza ny tenin’NY TOMPO tamin’ny olona i Mosesy; nanangona fitopolo lahy tamin’ireo loholon’ny firenena izy ka nasainy nijoro manodidina ny tranolay.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 11:24
3 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa avy nandroaka ny olombelona Izy, dia nametraka teo atsinanan’ny zaridaina ireo kerobima, izay mitondra sabatra misy lelafo midedadeda mba hiambina ny lalana mankany amin’ny hazon’aina.


Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Anangòny fitopolo lahy amin’ny loholon’i Israely aho, dia izay fantatrao fa loholona sy tompon’andraikitra amin’ny vahoaka. Ento miaraka aminao ao amin’ny Tranolay fihaonana izy.


Fa nisy olona anankiroa nijanona tao an-toby, i Eldada no anaran’ny iray ary i Medada kosa ny iray; anisan’ny loholona fitopolo lahy izy ireo, nefa tsy mba lasa nankany amin’ny Tranolay. Nahazo ny fanahy koa izy ireo ary dia naminany tao an-toby.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra