Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 10:36 - DIEM PROTESTANTA

36 Rehefa nijanona kosa ny Vatamasina, dia hoy i Mosesy hoe: «TOMPO ô, miverena eo anivon’ny fianakaviana anarivoarivon’i Israely».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

36 Rehefa nijanona kosa ny vata misy ny Vavolombelona dia hoy izy: Miverena, TOMPO ô, ho amin’ny Israely tsy omby alinalina!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

36 Rehefa nijanona kosa ny Vatamasina, dia hoy i Mosesy hoe: «TOMPO ô, miverena eo anivon’ny fianakaviana anarivoarivon’i Israely».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

36 Nony nijanona kosa indray izy dia hoy izy: «Avia, ry Iaveh, miverena amin’ny isan’arivon’i Israely tsy omby alinalina.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

36 Ary raha nijanona kosa ny fiara, dia hoy izy: Miverena, Jehovah ô, ho amin’ny Isiraely tsy omby alinalina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

36 Ary raha nijanona kosa ny fiara, dia hoy izy: Miverena, Jehovah ô, ho amin'ny Isiraely tsy omby alinalina.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 10:36
5 Rohy Ifampitohizana  

Nitsodrano an’i Rebekà ireo ka nanao taminy hoe: –Ho tonga renin’ny olona an’alinalina anie ianao, rahavana, ary ny taranakao anie hahazo ny tanànan’izay mankahala azy!


Avia, TOMPO ô, ho amin’ny toeram-pitsaharanao, dia Ianao sy ilay Vatamasina maneho ny herinao.


TOMPO ô, nahoana re izahay no avelanao haniasia lavitra ny lalanao, sy hampikiry ny fonay tsy hanaja Anao? Miverena noho ny fitiavanao ny mpanomponao, dia izahay foko anjara fanananao.


Efa nahamaro anareo ny TOMPO Andriamanitrareo, ka indro ankehitriny efa maro toy ny kintana eny amin’ny habakabaka ianareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra