Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 10:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Ny fanevan’i Dàna mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga farany. Izy ireo no vodilaharana; ny tafiky ny taranak’i Dana dia notarihin’i Ahihezera, zanakalahin’i Hamisaday;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Dia niainga ny fanevan’ny tobin’ny taranak’i Dana, izay vodilalan’ny toby rehetra, araka ny antokony; ary ny mpifehy ny antokony dia i Ahiezera, zanak’i Amisaday.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Ny fanevan’i Dàna mbamin’ny antokon-tafiny no nanainga farany. Izy ireo no vodilaharana; ny tafiky ny taranak’i Dana dia notarihin’i Ahihezera, zanakalahin’i Hamisaday;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Dia niainga ny fanevan’ny tobin’ny zanak’i Dana, araka ny antokony avy; izy no vodilalan’ny toby rehetra. Ny antokon’i Dana dia nofehezin’i Ahiezera zanak’i Amisadaia;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Dia niainga ny fanevan’ny tobin’ny taranak’i Dana, izay vodi-làlan’ny toby rehetra, araka ny antokony; ary Ahiezera, zanak’i Amisaday, no mpifehy ny antokony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Dia niainga ny fanevan'ny tobin'ny taranak'i Dana, izay vodi-lalan'ny toby rehetra, araka ny antokony; ary Ahiezera, zanak'i Amisaday, no mpifehy ny antokony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Dia niainga ny fanevan’ny tobin’ny taranak’i Dana, izay vodilalan’ny toby rehetra, araka ny antokony; ary ny mpifehy ny antokony dia i Ahiezera, zanak’i Amisaday.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 10:25
12 Rohy Ifampitohizana  

Satria tsy hikoropaka ianareo raha miainga hivoaka ny tanàna, ary tsy hihorohoro raha miala teto; fa ny TOMPO no hialoha lalana anareo ary ny Andriamanitr’i Israely no ho vodilalanareo.


Amin’izay dia hiposaka toy ny maraina ny fahazavànao ary ho tonga haingana ny fahasitrananao. Ny fanafahana anao no hialoha lalana anao, ary ny TOMPO mihitsy no ho vodilalanao.


i Ahihezera zanak’i Hamisaday no avy amin’ny fokon’i Dana;


ny an’ny fokon’i Benjamîna dia notarihin’Abidàna, zanakalahin’i Gidehônỳ.


ny an’ny fokon’i Asera dia notarihin’i Pagihiela, zanakalahin’i Hôkràna;


Ny mpisorona fito mpitondra trompetra no nandroso sady nitsoka trompetra teo alohan’ny Vatamasina. Ny andian-tafika mpamaky lay nialoha ireo mpisorona ireo ary ny vodilalana kosa nanaraka ny Vatamasina. Teny am-pandehanana dia notsofina hatrany ny trompetra.


Ny andian-tafika mpamaky lay no nialoha ireo mpisorona ireo ary ny vodilalana kosa nanaraka ny Vatamasina. Teny am-pandehanana, dia notsofina hatrany ny trompetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra