Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 10:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Izany no fiaingana voalohany nataon’ny Israelita, araka ny baikon’ny TOMPO nampitain’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Dia izany no niaingany voalohany araka ny didin’NY TOMPO izay nampitondrainy an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Izany no fiaingana voalohany nataon’ny Israelita, araka ny baikon’ny TOMPO nampitain’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Izany no niaingany voalohany araka ny didin’i Iaveh tamin’ny alalan’i Môizy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Dia izany no niaingany voalohany araka ny didin’i Jehovah izay nampitondrainy an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Dia izany no niaingany voalohany araka ny didin'i Jehovah izay nampitondrainy an'i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Dia izany no niaingany voalohany araka ny didin’NY TOMPO izay nampitondrainy an’i Mosesy.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 10:13
4 Rohy Ifampitohizana  

Ny fanevan’i Joda mbamin’ny antokon-tafiny no niainga voalohany. Ny tafiky ny taranak’i Joda dia notarihin’i Nahasôna, zanakalahin’i Haminadaba;


Indraindray dia andro vitsivitsy ihany no nijanonan’ny rahona teo ambonin’ny Fonena-masina, koa baikon’ny TOMPO ihany no itobiany, ary baikon’ny TOMPO ihany no iaingany.


Baikon’ny TOMPO no nitobiany, ary baikon’ny TOMPO no niaingany. Nitandrina ny fanompoana ny TOMPO araka ny baiko nomeny tamin’ny alalan’i Mosesy izy ireo.


–Fony teo amin’ny tendrombohitra Hôreba isika, dia nitenenan’ny TOMPO Andriamanitsika hoe: «Ela izay nitoeranareo teto amin’ity tendrombohitra ity izay.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra