Nehemia 2:5 - DIEM PROTESTANTA5 vao niteny tamin’ny amperôra hoe: –Raha sitrakao izany, ry andriamanjaka, ary raha misy fankatelemanao ahy mpanomponao, dia mba alefaso ho any Joda aho, ho any amin’ilay tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 izay vao niteny tamin’ny mpanjaka hoe: Raha sitraky ny mpanjaka ka mahita fitia eto imasonao ny mpanomponao dia alefaso ho any Joda aho, ho any amin’ny tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 vao niteny tamin’ny amperôra hoe: –Raha sitrakao izany, ry andriamanjaka, ary raha misy fankatelemanao ahy mpanomponao, dia mba alefaso ho any Joda aho, ho any amin’ilay tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Nivavaka tamin’ny Andriamanitry ny lanitra aho, dia namaly ny mpanjaka hoe: «Raha sitraky ny mpanjaka ka mba nahita fitia eo imasony koa ity mpanompony dia alefao aho ho any Jodà, any amin’ny tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako azy indray.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 dia vao niteny tamin’ny mpanjaka hoe: Raha sitraky ny mpanjaka, ka mahita fitia eto imasonao ny mpanomponao, dia alefaso ho any Joda aho, ho any amin’ny tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 dia vao niteny tamin'ny mpanjaka hoe: Raha sitraky ny mpanjaka, ka mahita fitia eto imasonao ny mpanomponao, dia alefaso ho any Joda aho, ho any amin'ny tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 izay vao niteny tamin’ny mpanjaka hoe: Raha sitraky ny mpanjaka ka mahita fitia eto imasonao ny mpanomponao dia alefaso ho any Joda aho, ho any amin’ny tanàna misy ny fasan-drazako mba hanamboarako izany. Jereo ny toko |
Koa raha sitrakao, ry Andriamanjaka, aoka mba hozahana ny trano firaketan’ny amperôra any Babilôna, na misy didy navoakan’ny amperôra Kirôsa hanorenana indray io tranon’Andriamanitra ao Jerosalema io na tsia; ary aoka mba hambaranao, ry Andriamanjaka, ny fanapahan-kevitrao ny amin’izany zavatra izany».
Koa raha sitrakao, ry andriamanjaka, dia aoka hisy didy havoakanao hisakanana an’i Vastỳ tsy hiseho eo anatrehanao intsony ary hanomezana ny voninahitra maha mpanjakavavy ho ana vehivavy hafa mendrika izany kokoa noho izy; izany didy izany dia hosoratana ao amin’ny lalànan’i Persia sy i Media ka tsy ho azo ovàna.
ary nanao hoe: –Ry andriamanjaka, raha sitrakao sy ataonao ho mety ary raha mba mahazo fitia eo anatrehanao sy tsara eo imasonao aho, dia aoka hisy soratra hanova ireo taratasy voahevitr’i Hamàna zanakalahin’i Hamedatà sady taranak’i Agaga. Nosoratan’i Hamàna manko ireny taratasy ireny hampandringana ny Jiosy any amin’ny faritany rehetra manerana ny fanjakanao.
Izao no aoka ho fantatrao sy ho azonao: manomboka amin’ny fotoana nivoahan’ny hafatra mampanamboatra indray an’i Jerosalema, ka hatramin’ny fotoana isehoan’ilay mpitarika voahosotra, dia hisy fito taona impito. Avy eo, mandritra ny fito taona in-62 dia hamboarina indray ny tanàna sy ny hady, nefa ho androm-pahoriana izany.