Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nehemia 13:20 - DIEM PROTESTANTA

20 Ka dia tafandry nilafika teo ivelan’i Jerosalema, indray mandeha na indroa, ny mpandranto sy ny mpivarotra zavatra samy hafa;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Dia nandry teo ivelan’i Jerosalema indray mandeha na indroa ny mpivaro-mandeha sy ny mpivarotra zavatra samihafa;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Ka dia tafandry nilafika teo ivelan’i Jerosalema, indray mandeha na indroa, ny mpandranto sy ny mpivarotra zavatra samy hafa;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

20 Tamin’izay, tafandry tany ivelan’i Jerosalema, indray mandeha na indroa, ny mpandranto ama-mpivarotra,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Ka dia nandry teo ivelan’i Jerosalema indray mandeha na indroa ny mpandranto sy ny mpivarotra zavatra samy hafa;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Ka dia nandry teo ivelan'i Jerosalema indray mandeha na indroa ny mpandranto sy ny mpivarotra zavatra samy hafa;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

20 Dia nandry teo ivelan’i Jerosalema indray mandeha na indroa ny mpivaro-mandeha sy ny mpivarotra zavatra samihafa;

Jereo ny toko dika mitovy




Nehemia 13:20
2 Rohy Ifampitohizana  

Taorian’izany, raha vao maizimaizina teo amin’ny vavahadin’i Jerosalema alohan’ny sabata, dia nasaiko nohidiana ny vavahady ka tsy navelako hovohana raha tsy efa tapitra ny sabata; ary notendreko ny zatovo sasany mpiara-miasa amiko hiambina teo am-bavahady mba tsy hampidirana entana amin’ny andro sabata.


dia nananatra azy mafy aho ka nanao taminy hoe: –Nahoana ianareo no mandry eto anoloan’ny manda? Raha mbola manao izany ianareo, dia asaiko samborina. Koa nanomboka tamin’io andro io, dia tsy tonga tamin’ny sabata intsony ireo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra