Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 9:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Mba hamelezana an’i Abimelèka, dia nisy mpisakan-dalana napetraky ny Sekemita teo an-tampon-kavoana akaikin’ny tanàna ka izay rehetra nandalo tamin’izany lalana izany, dia norobainy avokoa. Koa nampandrenesina izany i Abimelèka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Nametrahan’ny mponina tao Sekema vela-pandrika tany an-tampon-tendrombohitra izy dia nobaboin’ny vela-pandrika izay rehetra nandalo tamin’izany lalana izany. Nambara tamin’i Abimeleka izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Mba hamelezana an’i Abimelèka, dia nisy mpisakan-dalana napetraky ny Sekemita teo an-tampon-kavoana akaikin’ny tanàna ka izay rehetra nandalo tamin’izany lalana izany, dia norobainy avokoa. Koa nampandrenesina izany i Abimelèka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Nisy olona napetraky ny mponina tao Sikema, tany antampony tendrombohitra, nataony otrika hamely azy, ka izay rehetra nandalo azy ireo, tamin’ny lalana, nobaboiny avokoa, ary nolazaina tamin’i Abimeleka izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Ary nanaovan’ny mponina tao Sekema otrika tany an-tampon-tendrombohitra izy, dia nobaboin’ny otrika izay rehetra nandalo tamin’izany làlana izany; ary nolazaina tamin’i Abimeleka izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Ary nanaovan'ny mponina tao Sekema otrika tany an-tampon-tendrombohitra izy, dia nobaboin'ny otrika izay rehetra nandalo tamin'izany lalana izany; ary nolazaina tamin'i Abimeleka izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Nametrahan’ny mponina tao Sekema vela-pandrika tany an-tampon-tendrombohitra izy dia nobaboin’ny vela-pandrika izay rehetra nandalo tamin’izany lalana izany. Nambara tamin’i Abimeleka izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 9:25
6 Rohy Ifampitohizana  

Mamitsaka hanotrika eny akaikin-tanàna izy ary mamono an-katakonana ny tsy manan-tsiny; ny masony mitily ireo fadiranovana.


sady nanome baiko azy hoe: –Mandehana mamitsaka ao ivohon’ny tanàna ianareo ka aza manalavitra azy loatra fa samia vonombonona.


Izany no ho valin’ny herisetra nataon’i Abimelèka tamin’ny fitopolo lahy zanak’i Jerobahala sy ho todin’ny ran’ny rahalahiny izay novonoiny, sady hamaliana ireo mponin’i Sekema izay niara-nitsikombakomba taminy.


Indray andro dia tonga tao Sekema i Gahala zanakalahin’i Hebeda, sy ireo rahalahiny; ary nametraka fitokiana taminy ny mponin’i Sekema.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra