Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 8:34 - DIEM PROTESTANTA

34 Hadinony ny TOMPO Andriamaniny Izay nanafaka azy tamin’ny fahavalony rehetra nanodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 Ary ny Zanak’Israely dia tsy nahatsiaro NY TOMPO Andriamaniny izay nanafaka azy tamin’ny tanan’ny fahavalony rehetra nanodidina azy

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Hadinony ny TOMPO Andriamaniny Izay nanafaka azy tamin’ny fahavalony rehetra nanodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

34 Tsy notsarovan’ny zanak’i Israely intsony i Iaveh Andriamanitr’izy ireo, izay nanafaka azy tamin’ny tanan’ny fahavalony rehetra nanodidina azy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 Ary ny Zanak’Isiraely tsy nahatsiaro an’i Jehovah Andriamaniny, Izay efa namonjy azy tamin’ny tànan’ny fahavalony rehetra nanodidina,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 Ary ny Zanak'Isiraely tsy nahatsiaro an'i Jehovah Andriamaniny, Izay efa namonjy azy tamin'ny tanan'ny fahavalony rehetra nanodidina,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

34 Ary ny Zanak’Israely dia tsy nahatsiaro NY TOMPO Andriamaniny izay nanafaka azy tamin’ny tanan’ny fahavalony rehetra nanodidina azy

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 8:34
10 Rohy Ifampitohizana  

Afo no nandoro ny tarik’izy roa lahy, lelafo no nandevona ireo olon-dratsy ireo.


Hadinony Andriamanitra mpamonjy azy, Ilay nanao zava-dehibe tany Ejipta,


hadinon’ireo ny asa mahery nataony sy ny zava-mahagaga efa nasehony taminy.


Nohadinoiny ny hery nasehony fony Izy nanafaka azy tamin’ny mpampahory,


Aza hadino Ilay nahary anao amin’ny androm-pahatanoranao. Tsarovy Izy dieny tsy mbola tonga ny androm-pahosanao ary tsy mbola mihatra ny taona izay hitenenanao hoe: «Mankaleo ahy ny miaina.»


Moa manadino ny firàvany ve ny virijiny? sa manadino ny etrany voarandrana ve ny ampakarina? Tsia, nefa ianareo vahoakako efa nanadino Ahy hatramin’ny andro maro tsy voaisa.


Nony mifampitantara nofy izy, dia tsy mikendry afa-tsy ny hanadinoan’ny vahoakako Ahy, tahaka ny nanadinoan’ny razany Ahy ka nanompoany an’i Bahala.


Hofaiziko izy noho ireo andro nandoroany vovo-javamanitra mifangaro ho an’ireo Bahala isan-karazany: niravaka peratra sy firavaka izy, ka nanaraka ireo lehilahy sakaizany; fa Izaho TOMPO kosa nohadinoiny, hoy ny teny hentitra ambarako.


Kanefa kosa mitandrema ianareo ka miambena tena fandrao hanadino ny zavatra efa hitanareo maso na hamela izany hiala tao am-ponareo, amin’ny andro rehetra hiainanareo; fa ampahafantaro ny zanakareo aman-jafinareo izany.


Ary nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO ny Israelita fa nanadino ny TOMPO Andriamaniny ka nanompo ireo Bahala sy ireo Aserà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra