Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 8:32 - DIEM PROTESTANTA

32 Ary maty i Gidehôna rehefa tratra antitra tsara ka nalevina tao Hofrà, tanànan’ny tarika abihezerita, tao amin’ny fasan’i Jôasy rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 Dia maty i Gideona, zanak’i Joasy, rehefa tratra antitra tsara, ka nalevina tao amin’ny fasan’i Joasy rainy tao Ofran’ny Abiezerita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Ary maty i Gidehôna rehefa tratra antitra tsara ka nalevina tao Hofrà, tanànan’ny tarika abihezerita, tao amin’ny fasan’i Jôasy rainy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

32 Tratra antitra tsara i Jedeôna, zanak’i Jôasy, vao maty; ary tao amin’ny fasan’i Jôasy rainy izy no nalevina, tao Efràn’i Abiesera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 Dia maty Gideona, zanak’i Joasy, rehefa tratrantitra tsara, ka nalevina tao amin’ny fasan’i Joasy rainy tao Ofran’ny Abiezrita izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 Dia maty Gideona. zanak'i Joasy, rehefa tratrantitra tsara, ka nalevina tao amin'ny fasan'i Joasy rainy tao Ofran'ny Abiezrita izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 Dia maty i Gideona, zanak’i Joasy, rehefa tratra antitra tsara, ka nalevina tao amin’ny fasan’i Joasy rainy tao Ofran’ny Abiezerita.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 8:32
10 Rohy Ifampitohizana  

Ianao kosa ho faty amim-piadanana ka halevina, rehefa tratra antitra tsara.


dia niala aina izy ka maty tamim-pahanterana rehefa fotsy volo tsara sy voky andro, ary voakambana tamin’ny razany.


Nentina ny fatin’i Asahela ka nalevina tao amin’ny fasan-drainy tao Betlehema. Ary i Jôaba sy ny olony nanao lava alina, dia tonga tany Hebrôna tamin’ny mazava ratsy.


Dia maty i Jôba rehefa ela niainana ka tratrantitra.


Ho tratra antitra nefa havitrika ianao ambara-piditrao any am-pasana, dia ho tahaka ny amboaram-bary izay akarina ho antontany amin’ny fotoam-pararano.


Ary nanorina alitara ho an’ny TOMPO teo i Gidehôna, ka io toerana io dia nantsoiny hoe «Ny TOMPO manome fiadanana»; ary mandraka androany izany alitara izany dia mbola ao Hôfrà, tanànan’ny tarik’i Abihezera.


Ary ny volamena dia nanamboaran’i Gidehôna efôda izay napetrany tao Hofrà tanànany. Ary notompoin’ny Israelita rehetra toy ny sampy izany efôda izany, ka tonga fandrika ho an’i Gidehôna sy ny ankohonany.


Nisy vadikeliny tao Sekema, izay niterahany zanakalahy nantsoina hoe Abimelèka.


Rehefa maty i Gidehôna, dia nanompo an’i Bahala indray ny Israelita ary nanao an’i Bahala-Berita ho andriamaniny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra