Mpitsara 21:4 - DIEM PROTESTANTA4 Ny ampitson’iny, dia nifoha maraina koa ny olona ka nanorina alitara teo ary nanolotra sorona dorana manontolo sy sorom-pihavanana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Nony ampitson’iny dia nifoha vao maraina ny olona ka nanorina alitara teo ary nanolotra fanatitra dorana manontolo sy fanati-pihavanana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Ny ampitson’iny, dia nifoha maraina koa ny olona ka nanorina alitara teo ary nanolotra sorona dorana manontolo sy sorom-pihavanana. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Nony ampitso nifoha maraina koa ny vahoaka dia nanorina ôtely teo, ka nanolotra sorona dorana sy sorom-pihavanana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary nony ampitson’iny dia nifoha maraina koa ny olona ka nanorina alitara teo ary nanatitra fanatitra odorana sy fanati-pihavanana. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary nony ampitson'iny dia nifoha maraina koa ny olona ka nanorina alitara teo ary nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Nony ampitson’iny dia nifoha vao maraina ny olona ka nanorina alitara teo ary nanolotra fanatitra dorana manontolo sy fanati-pihavanana. Jereo ny toko |
Io andro io ihany no nanokanan’ny mpanjaka ny afovoan’ny kianja manoloana ny tranon’ny TOMPO, satria teo no nanaterany ny sorona dorana manontolo sy ny fanatitra vokatry ny tany ary ny saboran’ny sorom-pihavanana. Kely loatra manko ny alitara halimo teo anoloan’ny Toeramasina ka tsy omby ny zavatra rehetra natolotra.