Mpitsara 20:2 - DIEM PROTESTANTA2 Ny lehibe rehetra sy ny lehilahy rehetra tao amin’ny fokon’i Israely dia tonga tao amin’io fivorian’ny vahoakan’Andriamanitra io avokoa, izany hoe vatan-dehilahy andiany efajato, samy miaramila an-tongotra sy kinga famely sabatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Ary ny loholona rehetra tamin’ny fokon’ny Israely dia niseho teo amin’ny fivorian’ny vahoakan’Andriamanitra, dia miaramila efatra hetsy mandeha an-tongotra sady mahatan-tsabatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Ny lehibe rehetra sy ny lehilahy rehetra tao amin’ny fokon’i Israely dia tonga tao amin’io fivorian’ny vahoakan’Andriamanitra io avokoa, izany hoe vatan-dehilahy andiany efajato, samy miaramila an-tongotra sy kinga famely sabatra. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 Ary ny filohan’ny vahoaka rehetra, ny fokon’i Israely rehetra, niseho teo amin’ny fiangonan’ny vahoakan’Andriamanitra, dia lehilahy efatra hetsy mandeha an-tongotra mahatan-tsabatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Ary ny loholona rehetra tamin’ny firenen’Isiraely niseho teo amin’ ny fiangonan’ny olon’Andriamanitra, dia lehilahy efatra hetsy mandeha tòngotra sady mahatan-tsabatra. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Ary ny loholona rehetra tamin'ny firenen'Isiraely niseho teo amin'ny fiangonan'ny olon'Andriamanitra, dia lehilahy efatra hetsy mandeha tongotra sady mahatan-tsabatra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Ary ny loholona rehetra tamin’ny fokon’ny Israely dia niseho teo amin’ny fivorian’ny vahoakan’Andriamanitra, dia miaramila efatra hetsy mandeha an-tongotra sady mahatan-tsabatra. Jereo ny toko |