Mpitsara 2:20 - DIEM PROTESTANTA20 Nirehi-pahatezerana tamin’ny Israelita ny TOMPO, ka niteny azy hoe: –Ity firenena ity dia nandika ny fanekempihavanana izay nandidiako ny razany, fa tsy nankatò Ahy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201120 Dia nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’NY TOMPO ka hoy Izy: Satria nivadika tamin’ny fanekeko izay nandidiako ny razany ity firenena ity ka tsy nihaino ny feoko, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Nirehi-pahatezerana tamin’ny Israelita ny TOMPO, ka niteny azy hoe: –Ity firenena ity dia nandika ny fanekempihavanana izay nandidiako ny razany, fa tsy nankatò Ahy; Jereo ny tokoBaiboly Katolika20 Tamin’izany dia nirehitra tamin’i Israely ny fahatezeran’i Iaveh ka hoy izy: «Noho ity firenena ity nivadika tamin’ny fanekena nandidiako ny razany ary noho izy ireo tsy nihaino ny feoko, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy20 Dia nirehitra tamin’ny Isiraely ny fahatezeran’i Jehovah, ka hoy Izy: Satria nivadika ny fanekeko izay nandidiako ny razany ity firenena ity ka tsy nihaino ny feoko, Jereo ny tokoMalagasy Bible20 Dia nirehitra tamin'ny Isiraely ny fahatezeran'i Jehovah, ka hoy Izy: Satria nivadika ny fanekeko izay nandidiako ny razany ity firenena ity ka tsy nihaino ny feoko, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache20 Dia nirehitra tamin’ny Israely ny fahatezeran’NY TOMPO ka hoy Izy: Satria nivadika tamin’ny fanekeko izay nandidiako ny razany ity firenena ity ka tsy nihaino ny feoko, Jereo ny toko |
Nirehitra ny afon’ny fahatezerako ka nandoro ny toeran’ny maty, hatrany amin’ny farany ambany sy nandevona ny tany mbamin’ny vokatra ao aminy ary nampirehitra ny fanambanin’ny tendrombohitra. HEAVEN-THE DWELLING PLACE OF GOD NY LANITRA-TOERAM-PONENAN’ANDRIAMANITRA THE WATER ABOVE THE VAULT NY RANO AMBONIN’NY HABAKABAKA VAULT OF HEAVEN NY HABAKABAKA ANDOHALAMBON’NY LANITRA EARTH NY TANY Pillars of the sky (2) Andry fanorenan’ny lanitra (2) Pillars of the earth (3) Andry fanorenan’ny tany (3) Sheol Toeran’ny maty The Abyss of waters (2) Ranolalimbe Early conception of the universe Fiheverana fahagola ny amin’ny firafitr’izao tontolo izao (Deôterônômy 32.22) [NEB 148]
raha tàhiny ialànareo ny fanekempihavanana izay efa nandidian’Izy TOMPO Andriamanitrareo anareo; ary raha mandeha manompo andriamani-kafa ianareo ka hiankohoka eo anatrehan’ireo, dia hirehitra aminareo ny fahatezeran’ny TOMPO ka ho levona faingana tsy ho eto amin’ity tany soa nomeny anareo ity ianareo.