Mpitsara 19:28 - DIEM PROTESTANTA28 Dia hoy izy taminy: –Mitsangàna, ramatoa, fa handeha isika. Nefa tsy nisy valinteny. Koa nasampin’ilay levita teo ambony borikiny ny fatin’ny vadiny, dia lasa izy nody tany aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Hoy Ralehilahy taminy: Mitsangàna fa andeha isika. Kanjo tsy nisy valiny. Dia nobatain-dRalehilahy izy ka nasampiny teo amin’ny borikiny; dia niainga izy nandeha ho any amin’ny fonenany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Dia hoy izy taminy: –Mitsangàna, ramatoa, fa handeha isika. Nefa tsy nisy valinteny. Koa nasampin’ilay levita teo ambony borikiny ny fatin’ny vadiny, dia lasa izy nody tany aminy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika28 Hoy izy taminy: «Miarena dia ndeha isika handeha». Ary tsy nisy namaly; koa dia nataon’ny lahy teo ambonin’ny ampondrany izy, dia lasa izy nody ho any amin’ny fonenany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Ary hoy ralehilahy taminy: Mitsangàna, andeha isika. Kanjo tsy nisy namaly. Dia nobetain-dralehilahy izy ka nasampiny teo amin’ny borikiny; dia niainga izy nandeha ho any amin’ny fonenany. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Ary hoy ralehilahy taminy: Mitsangàna, andeha isika. Kanjo tsy nisy namaly. Dia nobetain-dralehilahy izy ka nasampiny teo amin'ny borikiny; dia niainga izy nandeha ho any amin'ny fonenany. Jereo ny toko |