Mpitsara 16:16 - DIEM PROTESTANTA16 Ary rehefa nanao lemozy toy izany isan’andro ilay ramatoa ka nahasosotra azy, dia tofoka loatra i Samsôna; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Rehefa nanjohy azy isanandro tamin’ny teniny Ravehivavy ka nahasosotra azy dia tonga leon’ny miaina izy ka naniry ho faty aza. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Ary rehefa nanao lemozy toy izany isan’andro ilay ramatoa ka nahasosotra azy, dia tofoka loatra i Samsôna; Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Dia nitory kisina taminy isan’andro teo izy sy nanorisory azy tamin’ny hata-dava, ka efa sosotra mafy ny fanahiny nila hahafaty azy: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary rehefa nitorikisina taminy isan-andro ravehivavy ka nahasosotsosotra azy, dia tsy nahafinaritra azy intsony ny miaina. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary rehefa nitorikisina taminy isan'andro ravehivavy ka nahasosotsosotra azy, dia tsy nahafinaritra azy intsony ny miaina. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Rehefa nanjohy azy isanandro tamin’ny teniny Ravehivavy ka nahasosotra azy dia tonga leon’ny miaina izy ka naniry ho faty aza. Jereo ny toko |
Dia nandeha nanao an-dranomaso tamin’i Samsôna ny vadiny ka nanao hoe: –Halanao aho fa tsy tianao akory! Nisy ankamantatra nataonao tamin’ny mpiray firenena amiko nefa tsy mba nilazanao ny valiny aho. Ka hoy i Samsôna hoe: –Tsy nilazako ny valiny na dia ny ray aman-dreniko aza, koa ahoana moa no hilazako azy aminao?