Mpitsara 15:16 - DIEM PROTESTANTA16 Dia hoy i Samsôna hoe: –Valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy, valanoranom-boriky no nampivangongoako ireo faty. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Dia hoy i Samsona: Tamin’ny valanoranom-boriky, boriky iray amin’ny boriky maro; tamin’ny valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Dia hoy i Samsôna hoe: –Valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy, valanoranom-boriky no nampivangongoako ireo faty. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Ka hoy i Samsôna hoe: «Valanoranon’ampondra iray no namazambazanako an’ireny; Valanoranon’ampondra iray no nahafatesako arivo lahy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary hoy Samsona: Tamin’ny valanoranom-boriky no nahafatesako ho antontany iray, eny, an-tontany roa; Tamin’ny valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary hoy Samsona: Tamin'ny valanoranom-boriky no nahafatesako ho antontany iray, eny, antontany roa; Tamin'ny valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Dia hoy i Samsona: Tamin’ny valanoranom-boriky, boriky iray amin’ny boriky maro; tamin’ny valanoranom-boriky no nahafatesako arivo lahy. Jereo ny toko |
Ary nony efa diboky ny hafaliana izy ireo, dia nitaky ny hampakana an’i Samsôna mba hanao fanalana hamohamo azy. Dia nalaina tany an-tranomaizina i Samsôna ka nanao fanalana hamohamo azy; avy eo dia natsangana teo anelanelan’ny andrin’ny tempoly izy. Ary rehefa nahita an’i Samsôna ny olona, dia nidera ny andriamaniny ka nanao hoe: –Efa natolotry ny andriamanitsika ho eto an-tanantsika ilay fahavalontsika, mpanimba ny firenentsika sy nandripaka olona maro tamintsika.