Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 13:15 - DIEM PROTESTANTA

15 Ary hoy i Manôà tamin’ilay anjelin’ny TOMPO: –Mba mijanòna kely aloha ianao ambara-pamboatray zanak’osy ho anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Ary hoy i Manoa tamin’ilay Anjelin’NY TOMPO: Aoka mba hotananay Ianao mandra-panomanay zanak’osy ho Anao!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Ary hoy i Manôà tamin’ilay anjelin’ny TOMPO: –Mba mijanòna kely aloha ianao ambara-pamboatray zanak’osy ho anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Dia hoy i Manôe tamin’ilay Anjelin’i Iaveh: «Aoka re mba hohazoninay ianao sy hanamboaranay zanak’osy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary hoy Manoa tamin’Ilay Anjelin’i Jehovah: Aoka mba hotananay Hianao mandra-pamboatray zanak’osy ho Anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary hoy Manoa tamin'Ilay Anjelin'i Jehovah: Aoka mba hotananay Hianao mandra-pamboatray zanak'osy ho Anao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Ary hoy i Manoa tamin’ilay Anjelin’NY TOMPO: Aoka mba hotananay Ianao mandra-panomanay zanak’osy ho Anao!

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 13:15
4 Rohy Ifampitohizana  

Indray andro dia niseho tamin-dravehivavy ny anjelin’ny TOMPO ka nanao taminy hoe: –Fantatro fa momba ianao ka tsy niteraka; nefa hitoe-jaza ianao ka hitera-dahy.


Ary hoy ilay anjelin’Andriamanitra taminy: –Apetraho eo ambonin’ity harambato ity ny hena sy ny mofo tsy misy leviora ka tondrahy ron-kena. Dia nataon’i Gidehôna izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra