Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 9:21 - DIEM PROTESTANTA

21 fa hoy izy anakampony: «Na dia ny lambany fotsiny aza no voakasiko, dia ho sitrana aho.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Fa hoy izy anakampo hoe: Na dia ny akanjony ihany aza no ho voakasiko dia ho sitrana aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 fa hoy izy anakampony: «Na dia ny lambany fotsiny aza no voakasiko, dia ho sitrana aho.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 fa hoy izy anakampony: «Na dia ny akanjony ihany aza no ho voakasiko, dia ho sitrana aho.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Fa hoy izy anakampony: Na dia ny lambany ihany aza no ho voatendriko, dia ho sitrana aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Fa hoy izy anakampony: Na dia ny lambany ihany aza no ho voatendriko, dia ho sitrana aho.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 9:21
6 Rohy Ifampitohizana  

Niangavian’ny olona Izy mba hamela ny marary hikasika na dia ny somotraviavin-dambany ihany aza; ary izay rehetra nikasika dia sitrana avokoa.


Fa maro tokoa ny olona nositraniny, ka nifanesika mba hikasika Azy izay rehetra nanana aretina.


Ary notadiavin’ny vahoaka rehetra hokasihina i Jesoa satria nisy hery niala taminy ka nahasitrana azy rehetra.


Hatramin’ny tapa-damba isan-karazany nakasika an’i Paoly no nentina teo amin’ny marary, ka nahafaka ny aretina ary nampiala ny fanahy ratsy taminy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra