Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 7:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Tsy mba hazo tsara no mety hamoa voa ratsy, na hazo ratsy no mety hamoa voa tsara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Ny hazo tsara dia tsy mety mamoa voa ratsy ary ny hazo ratsy dia tsy mety mamoa voa tsara.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Tsy mba hazo tsara no mety hamoa voa ratsy, na hazo ratsy no mety hamoa voa tsara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Ny hazo tsara tsy mety mamoa voa ratsy, ary ny hazo ratsy tsy mety mamoa voa tsara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ny hazo tsara tsy mety mamoa voa ratsy, ary ny hazo ratsy tsy mety mamoa voa tsara.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ny hazo tsara tsy mety mamoa voa ratsy, ary ny hazo ratsy tsy mety mamoa voa tsara.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 7:18
5 Rohy Ifampitohizana  

Dia toy izany: ny hazo tsara rehetra mamoa voa tsara; fa ny hazo ratsy rehetra mamoa voa ratsy.


Ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapaina, ka hatsipy ao anaty afo.


–Tsy mba hazo tsara no hamoa voa ratsy, na hazo ratsy indray no hamoa voa tsara.


Fa ny maha olona mpanota dia manam-paniriana manohitra ny fanirian’ny Fanahy Masina; ary ny Fanahy Masina dia manam-paniriana manohitra ny maha olona mpanota: mifanohitra izy roroa, hany ka tsy izay zavatra sitrakareo no ataonareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra