Matio 4:11 - DIEM PROTESTANTA11 Izay vao nandao Azy ny devoly, ary indreo nisy anjely tonga teo amin’i Jesoa ka nanompo Azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Dia nandao Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga ka nanompo Azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Izay vao nandao Azy ny devoly, ary indreo nisy anjely tonga teo amin’i Jesoa ka nanompo Azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Tamin’izay dia nandao Azy ny devoly, ary indreo nisy Anjely tonga teo aminy ka nanompo Azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Dia nandao Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga ka nanompo Azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Dia nandao Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga ka nanompo Azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Dia nandao Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga ka nanompo Azy. Jereo ny toko |
Ary iaraha-miaiky fa lehibe ny tsiambaratelo nambara momba ny fivavahantsika: Niharihary ho olombelona i Kristy, nankatoavin’Andriamanitra tamin’ny herin’ny Fanahy masina ary niseho tamin’ny iraka; notorîna tany amin’ny firenena, ka ninoana eran’izao tontolo izao; nakarina any an-danitra tamim-boninahitra.