Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 28:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Dia nivory niaraka tamin’ireo loholona ny lohandoha-mpisorona; ka rehefa nikaon-doha, dia nanome vola be ny miaramila ry zareo

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Ary rehefa tafavory izy ireo mbamin’ny loholona dia nikaon-doha ka nanome vola be ny miaramila

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Dia nivory niaraka tamin’ireo loholona ny lohandoha-mpisorona; ka rehefa nikaon-doha, dia nanome vola be ny miaramila ry zareo

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Dia novorin’ireo ny loholona ka rehefa niara-nidinika teo izy, dia nanome vola be ny miaramila,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary rehefa niangona izy mbamin’ny loholona, dia niara-nihevitra ka nanome vola be ny miaramila

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary rehefa niangona izy mbamin'ny loholona, dia niara-nihevitra ka nanome vola be ny miaramila

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 28:12
12 Rohy Ifampitohizana  

Fa lasa nivoaka ny sinagôga kosa ny Farisianina ary niara-nioko ny amin’izay hamonoana an’i Jesoa.


Raha mbola teny an-dalana ireto vehivavy, dia indreny tafaverina tao an-tanànan’i Jerosalema ny sasany tamin’ireo mpiambina ny fasana ka nitantara ny zava-nitranga rehetra tamin’ny lohandoha-mpisorona.


sady nanao taminy hoe: –Lazao fa tonga alina ny mpianatr’i Jesoa nangalatra ny fatiny, raha sendra natory ianareo.


Dia namory ny Fitsarana ambony ireo lohandoha-mpisorona sy ireo Farisianina ka nanao hoe: –Inona ity ataontsika, fa manao famantarana maro iny Lehilahy iny?


Nantsoin-dry zareo indray ny apôstôly, nasainy nodarofana kapoka ary norarany tsy hiteny amin’ny anaran’i Jesoa intsony, vao nalefany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra