Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 27:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Nisy mpigadra malaza atao hoe [Jesoa] Barabasy tamin’izay;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ary tamin’izany nisy mpifatotra malaza iray antsoina hoe Barabasy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Nisy mpigadra malaza atao hoe [Jesoa] Barabasy tamin’izay;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Ary tamin’izay dia nisy mpifatotra anankiray malaza atao hoe Barabasy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary tamin’izany dia nisy mpifatotra malaza atao hoe Barabasy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary tamin'izany dia nisy mpifatotra malaza atao hoe Barabasy.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 27:16
9 Rohy Ifampitohizana  

Ary fanaon’ny governora isaky ny fankalazana ny Paska ny mandefa mpigadra anankiray, dia izay tian’ny vahoaka.


koa dia ny vahoaka tafavory no nitenenan’i Pilato hoe: –Iza no tianareo halefako ho anareo, i [Jesoa] Barabasy sa i Jesoa ilay atao hoe Kristy?


Ary nisy lehilahy atao hoe Barabasy, niara-nigadra tamin’ireo mpikomy nahafaty olona tamin’ny fikomiana nataony.


Ilay natao am-ponja satria nanao fikomiana sady nahafaty olona moa nalefany araka ny notakîn-dry zareo, fa i Jesoa kosa natolony azy hanaovany izay sitrapony.


Dia niantsoantso indray izy rehetra nanao hoe: –Tsy ilay io, fa i Barabasy! Kanefa jiolahy i Barabasy.


ilay Masina sy Marina dia nolavinareo, ary lehilahy mpamono olona no nitakianareo famotsoran-keloka;


Mendrika ho faty ny olona manao ny asa toy ireny: didim-pitsarana navoakan’Andriamanitra izany, ary fantatr’izy ireo tsara. Nefa izy ireo dia mbola manao ihany, ary izay manao koa ankasitrahiny.


Veloma any amin-dry i Andrônìka sy i Jonià havako niara-nigadra tamiko, izay sady tsara laza eo amin’ireo apôstôly no tonga kristianina talohako aza.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra