Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 26:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Rehefa vitan’i Jesoa avokoa ireo fampianarana ireo, dia izao no teniny tamin’ny mpianany:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Rehefa vitan’i Jesosy izany teny rehetra izany dia nilaza tamin’ny mpianany Izy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Rehefa vitan’i Jesoa avokoa ireo fampianarana ireo, dia izao no teniny tamin’ny mpianany:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Ary rehefa tapi-niteny izany rehetra i Jesoa, dia nilaza tamin’ny mpianany hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY rehefa vitan’i Jesosy izany teny rehetra izany, dia nilaza tamin’ny mpianany hoe Izy:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary rehefa vitan'i Jesosy izany teny rehetra izany, dia nilaza tamin'ny mpianany hoe Izy:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Rehefa vitan’i Jesosy izany teny rehetra izany dia nilaza tamin’ny mpianany Izy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 26:1
3 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa nahavita izany anatranatra izany i Jesoa, dia niala tao Galilea ary nankany amin’ny faritra antsisin’i Jodea, eny andafin’ny ony Jôrdàna.


Rehefa vitan’i Jesoa izany teny izany, dia talanjona ny vahoaka noho ny fomba fampianarany;


Efa akaiky tamin’izay ny Paska fankalàzan’ny Jiosy, ka maro ny olona avy any ambanivohitra no niakatra tany Jerosalema alohan’ny Paska mba handio tena.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra