Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 24:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Ary dia hihanaka tokoa ny ratsy ka hihamangatsiaka ny fitiavana an’Andriamanitra ao am-pon’ny maro;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Ary noho ny haben’ny tsy fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ny maro.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Ary dia hihanaka tokoa ny ratsy ka hihamangatsiaka ny fitiavana an’Andriamanitra ao am-pon’ny maro;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Ary noho ny habetsahan’ny faharatsiana, dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ny maro;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary noho ny haben’ny tsi-fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ny maro.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary noho ny haben'ny tsi-fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan'ny maro.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Ary noho ny haben’ny tsy fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan’ny maro.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 24:12
8 Rohy Ifampitohizana  

Betsaka ireo mpisandoka ho mpaminany no hijoro, ka hamitaka olona maro.


Kanefa izay maharitra hatramin’ny farany no ho voavonjy.


Noho izany, ario avokoa ny fahalotoana sy ny haratsiam-panahy rehetra; raiso amin’ny fahalemem-panahy ny teny ambolen’Andriamanitra ao anatinareo sady mahavonjy ny tenanareo.


Aza matahotra na inona na inona amin’izay fijaliana efa hanjo anao; indro ny devoly efa hanao am-ponja ny sasany aminareo, mba ho voazaha toetra ianareo ary hiaritra fahoriana mandritra ny folo andro. Aoka ho mahatoky ambara-pahafaty ianao, dia ny fiainana no homeko anao ho satroboninahitra.


Fantatro ny asanao; fantatro fa tsy mangatsiaka tsy mafana ianao; satriko ianao mangatsiaka na mafana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra