Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 15:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Tamin’izay dia nisy Farisianina sy mpahay lalàna avy tany Jerosalema, nanatona an’i Jesoa ary nanontany Azy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ary nisy Fariseo sy mpanoradalàna avy tany Jerosalema nankeo amin’i Jesosy ka niteny hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Tamin’izay dia nisy Farisianina sy mpahay lalàna avy tany Jerosalema, nanatona an’i Jesoa ary nanontany Azy hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Tamin’izay nisy mpanora-dalàna sy Farisianina avy tany Jerosalema nanatona Azy ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 DIA nankeo amin’i Jesosy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna sasany avy tany Jerosalema ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Dia nankeo amin'i Jesosy ny Fariseo sy ny mpanora-dalàna sasany avy tany Jerosalema ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Ary nisy Fariseo* sy mpanoradalàna* avy tany Jerosalema nankeo amin’i Jesosy ka niteny hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 15:1
11 Rohy Ifampitohizana  

nanao hoe: –Nomena fahefana hivaofy ny lalànan’i Mosesy ny mpahay lalàna sy ny Farisianina.


Eny, lazaiko aminareo fa raha toa tsy tsara kokoa noho ny an’ny mpahay lalàna sy ny Farisianina no anaovanareo ny marina voasoritr’Andriamanitra, dia tsy hiditra any amin’ny Fanjakàn’ny lanitra ianareo.


Ary hoy ireo mpahay lalàna nidina avy tany Jerosalema hoe: –I Belzeboba no ao amin’ilay io ary fahefana avy amin’ny filohan’ny demony no androahany ny demony.


Indray andro, raha nampianatra i Jesoa, dia nisy Farisianina sy mpahay lalàna nipetraka teo akaikiny; avy amin’ny tanàna any Galilea sy Jodea ary avy any Jerosalema ry zareo ireo. Ary niasa ny herin’ny Tompo mba hanasitranan’i Jesoa ny marary.


Ireo mpahay lalàna sy Farisianina kosa nieritreritra anakampo hoe: «Mba iza ity manevateva an’Andriamanitra ity? Iza no mahavela heloka afa-tsy Andriamanitra irery ihany?»


Nimonomonona ny Farisianina sy ireo mpahay lalàna mpomba azy ka nilaza tamin’ny mpianatr’i Jesoa hoe: –Ahoana ianareo no miara-mihinana sy misotro amin’ny mpamory hetra sy ny mpanota?


Toy izao no fijoroan’i Jôhany ho vavolombelona. Nisy mpisorona sy levita nirahin’ny manampahefana jiosy avy any Jerosalema hankeo aminy, mba hanontany azy hoe: –Iza moa ianao?


Vao mainka nihamafy ny antsoantso; ary ny mpahay lalàna sasany, anisan’ny antoko Farisianina, dia tafatsangana ka nanohitra mafy nanao hoe: –Tsy ahitanay zava-dratsy mihitsy amin’io lehilahy io. Angamba nisy fanahy na anjely niteny taminy.


Nony tonga i Paoly, dia nohodidin’ireo Jiosy nidina avy tany Jerosalema ka nampangainy ho nahavita fahadisoana maro sady lehibe, nefa tsy hain-dry zareo porofoina akory.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra