Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 13:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Tamin’izany andro izany i Jesoa dia niala tao an-trano ary lasa nipetraka teo amoron’ny farihin’i Galilea mba hampianatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ary tamin’izany andro izany dia niala tao an-trano Jesosy ka nipetraka teo amoron’ny ranomasina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Tamin’izany andro izany i Jesoa dia niala tao an-trano ary lasa nipetraka teo amoron’ny farihin’i Galilea mba hampianatra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Tamin’izany andro izany, rehefa nivoaka avy tao an-trano i Jesoa dia nipetraka tao amoron-dranomasina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY tamin’izany andro izany dia nivoaka avy tao an-trano Jesosy ka nipetraka teo amoron’ny ranomasina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary tamin'izany andro izany dia nivoaka avy tao an-trano Jesosy ka nipetraka teo amoron'ny ranomasina.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Ary tamin’izany andro izany dia niala tao an-trano Jesosy ka nipetraka teo amoron’ny ranomasina.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 13:1
7 Rohy Ifampitohizana  

Fa na zovy na zovy manao ny sitrapon’ny Raiko Izay any an-danitra dia izy no rahalahiko na anabaviko na reniko.


Tamin’izay dia nandao ny vahoaka i Jesoa ary nody tany an-trano; dia nanatona Azy ny mpianany ka nanao hoe: –Hazavao aminay ny hevitry ny fanoharana momba ny tsimparifary nafafy an-tanimbary.


Ary rehefa niditra tao an-trano i Jesoa, dia nohatonin’ireo jamba; ka hoy i Jesoa taminy: –Mino ve ianareo fa haiko atao izany? Dia novalian’izy roa lahy hoe: –Eny, Tompoko!


Dia nankany amoron’ny farihin’i Galilea indray i Jesoa ary nanatona Azy ny vahoaka rehetra ka nampianariny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra