Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 1:10 - DIEM PROTESTANTA

10 I Hezekià, ray niteraka an’i Manase; i Manase, ray niteraka an’i Amôna; i Amôna, ray niteraka an’i Jôsià.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 i Hezekia dia niteraka an’i Manase; i Manase dia niteraka an’i Amona; i Amona dia niteraka an’i Josia;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 I Hezekià, ray niteraka an’i Manase; i Manase, ray niteraka an’i Amôna; i Amôna, ray niteraka an’i Jôsià.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 i Ezekiasa niteraka an’i Manase; i Manase niteraka an’i Amôna; i Amôna niteraka an’i Josiasa;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 ary Hezekia niteraka an’i Manase; ary Manase niteraka an’i Amona; ary Amona niteraka an’i Josia;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 ary Hezekia niteraka an'i Manase; ary Manase niteraka an'i Amona; ary Amona niteraka an'i Josia;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 i Hezekia dia niteraka an’i Manase; i Manase dia niteraka an’i Amona; i Amona dia niteraka an’i Josia;

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 1:10
8 Rohy Ifampitohizana  

Ary nanao antso avo nanohitra io alitara io, araka ny baikon’ny TOMPO, ilay olon’Andriamanitra ka nanao hoe: –Ry alitara ô, ry alitara ô, izao no lazain’ny TOMPO: «Hisy zazalahy ho teraka ao amin’ny fianakavian’i Davida, ka ny anarany hatao hoe Jôsià. Eo aminao, ry alitara ô, no hovonoiny ho faty ka hataony sorona ireo mpisoron’ny toeram-panasinana ireo, izay nandoro sorona hanetona teo aminao; ary taolan’olona aza no hodorana eo aminao.


Ary rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany izy, dia i Manase zanany lahy no nanjaka nandimby azy.


Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany kosa i Hezekià, dia nalevina tao amin’ny faritra ambony eo amin’ny fasan’ireo taranak’i Davida; tamin’izay ny mponin’i Jerosalema sy ny Jodeanina hafa rehetra dia samy nanome voninahitra azy. Ary i Manase zanakalahin’i Hezekià no nanjaka nandimby azy.


I Jôsià, ray niteraka an’i Jekônià mirahalahy avy. Tamin’izany no nahababo ny vahoaka israelita tany Babilôna.


I Ozià, ray niteraka an’i Jôtama; i Jôtama, ray niteraka an’i Ahaza; i Ahaza, ray niteraka an’i Hezekià.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra