Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 6:43 - DIEM PROTESTANTA

43 Nangonin’ireo mpianatra ny tapa-mofo ambiny ka nahafeno sobika 12, ary nangoniny koa ny trondro sisa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

43 Ary nangonina izay sombintsombin’ny mofo sy ny hazandrano ka nahafeno harona roa amby folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

43 Nangonin’ireo mpianatra ny tapa-mofo ambiny ka nahafeno sobika 12, ary nangoniny koa ny trondro sisa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

43 ary ny sombintsombin’ny mofo sy ny hazandrano sisa tsy lany nahafeno sobiky roa ambin’ny folo ka nentiny nody.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

43 Ary nangoniny izay sombinstombin’ny mofo sy ny hazandrano, ka dia nahafeno harona roa ambin’ny folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

43 Ary nangoniny izay sombintsombin'ny mofo sy ny hazandrano, ka dia nahafeno harona roa ambin'ny folo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

43 Ary nangonina izay sombintsombin’ny mofo sy ny hazandrano ka nahafeno harona roa amby folo.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 6:43
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia samy nihinana avokoa izy rehetra ka voky. Ary nentin’ireo mpianatra ny tapa-mofo aman-trondro ambiny ka nahafeno sobika 12.


Dia samy nihinana avokoa izy rehetra ka voky.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra