Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 6:35 - DIEM PROTESTANTA

35 Efa hariva ny andro vao nanatona an’i Jesoa ny mpianany ka nanao hoe: –Taniefitra ity toerana ity ary ny andro efa hariva;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

35 Ary rehefa hariva ny andro dia nanatona Azy ny mpianany ka nilaza hoe: Atỳ an-tany efitra isika izao, ary hariva ity ny andro;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

35 Efa hariva ny andro vao nanatona an’i Jesoa ny mpianany ka nanao hoe: –Taniefitra ity toerana ity ary ny andro efa hariva;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

35 Nony hariva ny andro dia nanatona Azy ny mpianany nanao hoe: «Ny tany efitra; ny andro efa hariva,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

35 Ary rehefa hariva ny andro, dia nanatona Azy ny mpianany ka nanao hoe: Tany foana ity, ka efa hariva ny andro ankehitriny;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

35 Ary rehefa hariva ny andro, dia nanatona Azy ny mpianany ka nanao hoe: Tany foana ity, ka efa hariva ny andro ankehitriny;

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 6:35
6 Rohy Ifampitohizana  

Nony nahare izany i Jesoa, dia niala teo ka niondrana an-tsambokely mba hitokana any an-taniefitra. Vao nandre ny foto-dian’i Jesoa ny vahoaka, dia niainga avy amin’ny tanàna samihafa ka nizotra ny moron-drano nanaraka Azy.


Rehefa niala tao an-tsambokely i Jesoa, dia nahita vahoaka maro; ka onena azy ireo ny fony satria tahaka ny ondry tsy misy mpiandry ireo, ary dia zavatra maro no nampianariny azy ireo.


ka ravao ny olona mba handeha hividy sakafo eny amin’ny trano an-tsaha sy tanàna kely manodidina.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra