Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 6:33 - DIEM PROTESTANTA

33 Hitan’ny olona fa niainga ry zareo ary maro no nahalala ny toerana halehany; dia nirohotra nandeha an-tongotra avy tany amin’ny tanàna rehetra ny olona, ka tonga talohany teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 Ary nony nahita azy ireo nandeha ny olona, ary betsaka no efa nahafantatra azy ireo, dia nihazakazaka nandeha an-tongotra avy tany amin’ny tanàna tsirairay ka tonga talohany tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Hitan’ny olona fa niainga ry zareo ary maro no nahalala ny toerana halehany; dia nirohotra nandeha an-tongotra avy tany amin’ny tanàna rehetra ny olona, ka tonga talohany teo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

33 Fa hitan’ny olona ny nandehanany ary maro no nahalala ny halehany, ka nidodododo nandeha an-tongotra avy amin’ny tanàna rehetra, sy tonga tany talohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Ary ny olona nahita azy mandeha, sady betsaka no nahalala an’i Jesosy, dia niala avy teny amin’ny tanàna rehetra ny olona ka nihazakazaka nandeha an-tanety, dia tonga talohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 Ary ny olona nahita azy mandeha, sady betsaka no nahalala an'i Jesosy, dia niala avy teny amin'ny tanàna rehetra ny olona ka nihazakazaka nandeha an-tanety, dia tonga talohany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

33 Ary nony nahita azy ireo nandeha ny olona, ary betsaka no efa nahafantatra azy ireo, dia nihazakazaka nandeha an-tongotra avy tany amin’ny tanàna tsirairay ka tonga talohany tany.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 6:33
6 Rohy Ifampitohizana  

Dia niondrana an-tsambokely ry i Jesoa ka nandeha nitokana any an-taniefitra.


Rehefa niala tao an-tsambokely i Jesoa, dia nahita vahoaka maro; ka onena azy ireo ny fony satria tahaka ny ondry tsy misy mpiandry ireo, ary dia zavatra maro no nampianariny azy ireo.


Nisy vahoaka maro nanaraka Azy, noho ny nahitan’izy ireo ny famantarana nataon’i Jesoa hanasoavana ny marary.


Efa fantatrareo izany, ry havako malala; kanefa aoka ny isam-batan’olona samy ho dodona hihaino fa tsy ho maimaika hiteny na halaky tezitra,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra