Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 5:26 - DIEM PROTESTANTA

26 efa niaritra zavatra mafy maro tamin’ny dokotera maro izy io ka lany fananana tamin’izany rehetra izany, nefa tsy nihatsara velively fa vao mainka niharatsiratsy kokoa aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

26 sady efa niaritra zavatra be tamin’ny mpitsabo maro ka nandany ny fananany rehetra nefa tsy nety sitrana, fa vao mainka niha narary kokoa aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 efa niaritra zavatra mafy maro tamin’ny dokotera maro izy io ka lany fananana tamin’izany rehetra izany, nefa tsy nihatsara velively fa vao mainka niharatsiratsy kokoa aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

26 izay efa niaritra zavatra mafy betsaka tamin’ny mpanao fanafody maro sy nandany ny fananany rehetra, nefa tsy nihatsara velively, fa vao mainka niharatsiratsy kokoa aza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

26 sady efa niaritra zavatra be tamin’ny mpanao fanafody maro ka nandany ny fananany rehetra, nefa tsy nety sitrana, fa vao mainka nihanarary kokoa aza;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

26 sady efa niaritra zavatra be tamin'ny mpanao fanafody maro ka nandany ny fananany rehetra, nefa tsy nety sitrana, fa vao mainka nihanarary kokoa aza;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

26 sady efa niaritra zavatra be tamin’ny mpitsabo maro ka nandany ny fananany rehetra nefa tsy nety sitrana, fa vao mainka niha narary kokoa aza.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 5:26
8 Rohy Ifampitohizana  

Fa ianareo dia mpamoron-dainga, dokotera tsy mahasitrana avokoa.


Moa tsy Ianao ihany ve, Andriamanitra ô? Kanefa izahay efa narianao mihitsy ary ny tafikay tsy iarahanao intsony.


Kanjo tampoka no nianjeran’i Babilôna sy nahamontsamontsana azy. –Manaova hira fisaonana ho azy, makà balsama hatao amin’ny feriny. Angamba ho sitrana ihany izy?


Moa tsy misy balisama mampitony na dokotera ve any Gilehada? Nahoana no tsy mety sitrana ny ratran’ny fireneko?


Ary nisy vehivavy marary mitsi-dra nandritra ny 12 taona;


Nandre ny amin’i Jesoa ravehivavy, dia lasa nifanjevo tamin’ny vahoaka avy tao ivoho, ka nikasika ny lamban’i Jesoa


Ary nisy vehivavy marary mitsi-dra hatramin’ny 12 taona, efa nandany ny fananany tamin’ny dokotera nefa tsy nisy nahasitrana azy na iray aza.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra