Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 4:4 - DIEM PROTESTANTA

4 Nony namafy izy, ny voa sasany latsaka teny amoron-dalana, ka tonga ny voro-manidina nitsindroka azy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Raha namafy izy dia nisy voa izay latsaka teny amoron-dalana, ary avy ny voromanidina ka nitsaingoka nihinana ireny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Nony namafy izy, ny voa sasany latsaka teny amoron-dalana, ka tonga ny voro-manidina nitsindroka azy rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 ka nony namafy izy, ny sasany latsaka teny amoron-dalana, dia tonga ny voromanidina ka nitsindroka azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary raha namafy izy, ny sasany dia voafafy teny amoron-dàlana, dia avy ny vorona ka nandany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary raha namafy izy, ny sasany dia voafafy teny amoron-dalana, dia avy ny vorona ka nandany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Raha namafy izy dia nisy voa izay latsaka teny amoron-dalana, ary avy ny voromanidina ka nitsaingoka nihinana ireny.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 4:4
8 Rohy Ifampitohizana  

Ary nidina teo ambonin’ireo ny vorona mpihaza ka noroahin’i Abrama.


Ny olona mahaheno ny teny momba ny Fanjakàn’ny lanitra kanefa tsy mahafantatra, dia ny voa nafafy teny amoron-dalana: avy ilay Ratsy ka manaisotra izay nafafy tao am-pony.


Nony namafy izy, ny voa sasany latsaka teny amoron-dalana, ka tonga ny voro-manidina nitsindroka azy rehetra.


Ao ny amafazana ny teny eo amoron-dalana: vao mahaheno izy, dia tonga i Satàna manaisotra ny teny voafafy tao aminy.


–Henoy ange: indro niainga ity mpamafy hamafy voa.


Ny voa sasany latsaka tamin’ny toerana be vato sady manify nofon-tany, ka vetivety dia nitsimoka satria tsy lalina ny tany nilentehany;


Ireny teo amoron-dalana dia izay mahaheno ihany; kanjo avy ny devoly, ka manaisotra ny teny tao am-pony sao mino izy ka ho voavonjy.


–Niainga ity mpamafy hamafy voa. Nony namafy izy, ny voa sasany dia latsaka teny amoron-dalana ka voahosin’ny mpandalo ary lanin’ny voro-manidina;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra