Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 4:27 - DIEM PROTESTANTA

27 fa na matory izy ny alina, na mahatsiaro izy ny antoandro, dia mitsimoka sy mitombo ny voa amin’ny fomba tsy fantany akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 ka na matory izy na mahatsiaro, na alina na andro, ny voa dia mitsimoka ka mitombo ihany, nefa tsy fantany ny faniriny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 fa na matory izy ny alina, na mahatsiaro izy ny antoandro, dia mitsimoka sy mitombo ny voa amin’ny fomba tsy fantany akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

27 ka izy matory sy mahatsiaro isan’alina sy isan’andro, ary ny voa mitsimoka sy mitombo, nefa tsy fantany izay faniriny;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 ka matory sy mahatsiaro isan-alina sy isan-andro; ary ny voa dia mitsimoka ka maniry, nefa tsy fantany ny faniriny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 ka matory sy mahatsiaro isan'alina sy isan'andro; ary ny voa dia mitsimoka ka maniry, nefa tsy fantany ny faniriny

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

27 ka na matory izy na mahatsiaro, na alina na andro, ny voa dia mitsimoka ka mitombo ihany, nefa tsy fantany ny faniriny.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 4:27
8 Rohy Ifampitohizana  

Toy ny tsy ahafantaranao ny fiforonan’ny aina ao an-kibon’ny vehivavy bevohòka no tsy hahatakaranao ny fomba fiasan’Andriamanitra mpanao izao rehetra izao.


Hoy koa i Jesoa: –Ny Fanjakàn’Andriamanitra dia tahaka ny amin’ity olona namafy voa amin’ny tany;


Fa mamokatra fotsiny amin’izao ny tany: tahony aloha, dia salohiny maitso, ary farany dia voany matoy eny amin’ny salohiny.


Tsy maintsy velom-pisaorana mandrakariva an’Andriamanitra izahay, ry havana, noho ny aminareo. Mendrika hataonay izany satria mandroso fatratra ny finoanareo ary mitombo hatrany ny fifankatiavanareo rehetra.


Fa mitomboa fahasoavana sy fahalalana an’i Jesoa Kristy Tompontsika sy Mpamonjy antsika. Ho Azy anie ny voninahitra ankehitriny sy mandrakizay! Amen.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra