Marka 3:2 - DIEM PROTESTANTA2 Dia nizaha taratra an’i Jesoa ny olona raha hanasitrana an’io marary io amin’ny andro sabata Izy, mba hahazoany miampanga Azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Ary nijery izay ho fihetsiny ny olona, na hanasitrana an’ilay marary amin’ny Sabata Izy na tsia, mba hiampangany Azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Dia nizaha taratra an’i Jesoa ny olona raha hanasitrana an’io marary io amin’ny andro sabata Izy, mba hahazoany miampanga Azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 Ary nizaha taratra Azy ny sasany na hanasitrana an’io amin’ny sabata Izy na tsia, mba hiampangany Azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Ary nizaha taratra Azy ny olona, na hahasitrana io amin’ny Sabata Izy, na tsia, mba hiampangany Azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Ary nizaha taratra Azy ny olona, na hahasitrana io amin'ny Sabata Izy na tsia, mba hiampanganany Azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Ary nijery izay ho fihetsiny ny olona, na hanasitrana an’ilay marary amin’ny Sabata* Izy na tsia, mba hiampangany Azy. Jereo ny toko |
Reko ny besinimaro miteny ratsy ahy ka manome anaram-bosotra hoe: «Fihorohoroana hatraiza hatraiza.» «Torio izy», hoy ny sasany; «Eny, hotorintsika izy», hoy ny hafa. Ireo sakaiza tiako indrindra aza dia miandry kendry tohina hahavoa ahy: «Izay angamba no hahavoafitaka azy sy haharesentsika azy, hoy ireo, ka hisamborantsika azy hanaovana valifaty