Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 3:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Ary nanendry 12 lahy izay nomeny anarana hoe apôstôly Izy, mba hiaraka aminy sy hirahiny hitoriteny

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ary nanendry roa amby folo lahy Izy mba ho eo Aminy sy hirahiny hitoriteny

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Ary nanendry 12 lahy izay nomeny anarana hoe apôstôly Izy, mba hiaraka aminy sy hirahiny hitoriteny

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Ary nanendry roa ambin’ny folo lahy Izy hiara-kitoetra aminy sy hirahiny hitory teny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary nanendry roa ambin’ny folo lahy Izy ho ao aminy sy hirahiny hitori-teny

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary nanendry roa ambin'ny folo lahy Izy ho ao aminy sy hirahiny hitori-teny

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Ary nanendry roa amby folo lahy Izy mba ho eo Aminy sy hirahiny hitoriteny

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 3:14
11 Rohy Ifampitohizana  

Ary niakatra teo an-tendrombohitra i Jesoa, ka niantso izay tiany hantsoina; ary niala teo amin’ny vahoaka ireo ka nanatona Azy.


ka hanam-pahefana handroaka ny demony.


Ary dia niverina teo amin’i Jesoa ireo apôstôly nitantara taminy izay rehetra nataony sy nampianariny.


ary ny anarany no tsy maintsy hotorîna hatao antso avo amin’ny firenen-drehetra miantomboka eto Jerosalema, mba hanainga ny olona hiala amin’ny toetra ratsiny sy handray famelan-keloka.


Tsy ianareo no nifidy Ahy, fa Izaho no nifidy anareo sady nanendry anareo mba handehananareo sy hahavokaranareo ary haharetan’ny vokatrareo; hany ka na inona na inona angatahinareo amin’ny Ray noho ny anarako, dia homeny anareo.


Fa hahazo hery ianareo rehefa hilatsahan’ny Fanahy Masina, ka ho vavolombelona hanambara Ahy eto Jerosalema sy eran’i Jodea mbamin’i Samaria ary hatrany amin’ny faran’ny tany.


Avy amiko Paoly ity taratasy ity, dia izaho tonga apôstôly tsy tamin’ny tendrin’olombelona na tamin’ny alalan’ny olombelona, fa noho i Jesoa Kristy ary noho Andriamanitra Ray Izay nanangana azy ho velona avy any amin’ny maty.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra